Epistily ho an' ny Efesiana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Famintinana sy fizaràna
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Andalana faha-5:
 
== Famintinana ==
Manomboka ny taratasiny amin'ny fampahatsiahivana ny hevi-dehiben'ny hafany i Paoly. matyMaty teo amin'ny hazo fijaliana i [[Jesosy|Kristy]] mba hanafaka antsika (Efes. 1.7-8). Nefa natsangan'Andriamanitra tamin'ny fahafatesana i Kristy ka mipetraka eo an-kavanan'Andriamanitra izao, ary any izy no manjaka amin'izao rehetra izao. Hanapaka ny Tontolo ho avy koa i Kristy (Efes. 1.20-21).
 
Mitondra ny Jiosy sy ny Jentilisa ho amin'ny toerana iray i Jesosy Kristy ka mandrava ny efitry ny fifankahalana izay manasarana azy ireo (Efes. 2.14) ary mampiray azy ireo ho samy isan'ny Fiangonana masina itoeran'ny Fanahin'Andriamanitra (Efes. 2.22). Drafitra mandrakizain'Andriavanitra izany (Efes. 3.11).
 
Tsy misy afa-tsy Tompo iray sy [[Fanahy Masina|Fanahin'Andriamanitra]] iray ary Andriamanitra iray izay tsy iza fa ny Ray izay Rain'ny olombelona rehetra (Efes. 4.45). midikaMidika izany fa tokony hamela ny Fanahy havpiray fo azy ireo ny Kristiana, mba hiainany am-piadanana (Efes. 4.3). Ivon'ity taratasy ity ny amin'ny maha iray ny Kristiana ao amin'nyi Kristy. Tokana ny Finoana, Tokanaary tokana ny Batisa, izay maha toy ny vatana iray ny mpino rehetra.
 
Lehibe ny zavatra andrasana amin'ny olona nantsoina ho amin'ny fiainam-baovao (Efes. 4.17-5.20). Zanaka malalan'Andriamanitra ireo mpanara-dia an'i Kristy ka tokony hanao araka izay ataon'Andriamanitra (Efes. 5.1). Zatra ny niaina tao amin'ny haizina izy ireo, nefa tsy maintsy hiaina ao amin'ny fahazavana (Efes. 5.8-9).