Sema: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanisy sary
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra kely
Andalana faha-1:
[[Sary:Shem, Ham and Japheth.jpg|vignette|''I Sema sy i Hama ary i Jafeta,'' nataon'i James Tissot (1904)|265x265px]]
I '''Sema''' dia olona resahina ao amin'ny [[Baiboly]]. Zanak'i [[Noa]] sady rahalahin'i Hama sy Jafeta izy. Izy no razamben'i [[Ebera]] razamben'i [[Abrahama]]. Lasa voaozona hanompo azy i [[Kanana]], zanak'i Hama rahalahiny, raha namela an'i Noa hitanjaka i Hama. Ny zanak'i Sema dia i Elama sy i AsyraAsira (na Asora) sy i Arpaksada sy i Loda ary i Arama. I [[Jesoa]] dia taranak'i Sema.
 
Avy amin'ny anaran'i Sema ny anaram-bondron'ireo teny atao hoe ''semitika'' na ny anaran'ny vondrom-poko atao hoe ''Semita''.