Eskatôlôjia: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Eskatolojia bahay
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Namafa soratra tsy voadika
Andalana faha-8:
Ny teny hoe ''eskatolojia'' dia fanagasiana ny teny frantsy hoe ''eschatologie'' na ny teny anglisy hoe ''eschatology'' izay avy amin'ny teny grika hoe ἔσχατος / ''eskhatos'', "farany", sy hoe λόγος / ''lógos'', "teny", "resaka" na "fandalinana".
 
== Ny eskatolojian'ireony finoanajodaisma mampiasasy Baibolykristianisma ==
 
=== Ny eskatolojia ao amin'ny Baiboly ===
Andalana faha-53:
Tamin'ny taonjato faha-3 anefa dia nino ny ankamaroan'ny Kristiana fa ny andro farany dia hitranga aorian'ny taranaka misy azy ireo; nihevitra izy ireo fa tsy neken'i Jesosy ireo fanandroana hamantatra ny ho avy, hamantarana "ireo fotoana sy fizaran-taona", ary izany fanao izany dia norarana na dia nisy daty voafaritra mazava fa hitrangan'ny andro farany araka ny lovantsofina jiosy araka ireo fetrandro enin'izao tontolo izao. Ireo izay nampiasa izany fanisana izany dia nahita fa amin'ny taona 202 ny andro farany. Nefa rehefa lasa io fotoana io dia novana ho amin'ny taona 500. Taorian'ny taona 500 dia noheverina fa tsy zava-dehibe ho an'ny finoana kristiana ny andro farany, na dia misy ireo izay mbola manamafy izany amin'ny fotoan'ny Adevento.
 
=== Eskatolojian'ny finoana bahay ===
Ao amin'ny finoana bahay dia tsy fonombohana na fiafarana ny Famoronana. Fanoharana ihany ireo eskatolojia hita ao amin'ireo fivavahana hafa. Ny andron'ny olombelona dia voamariky ny fifanarakarahana fanambaràna miandalana izay ahitana mpitondra hafatra avy amin'Andriamanitra.
 
Andalana faha-63:
 
* [[Hara-magedona]]
 
== Loharano ==