Eskatôlôjia: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy vaovao momba ny fivavahana
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy sy tsipelina
Andalana faha-1:
Ny [[eskatolojia]] dia lahateny na fandinihana momba ny fiafaran'izao tontolo izao izay atao hoe koa andro farany. Ny teolojia sy ny filozofia dia samy ahitana ahitana firesahana momba ny andro farany sy ny zavatra hiseho amin'ny tantaran'izao tontolo izao na ny fiafaran'ny taranak'olombelona.maro Maro ireo fivavahana izay miresaka ny amin'ny andro farany ka samy manana ny eskatolojiany izy ireo ka fantatra indrindra amin'izany ny an'ny [[Kristianisma]] sy ny [[Jodaisma]] ary ny [[Finoana silamo]]. Mahakasika ireo lohahevitra mifabdraymifandray amin'ny andro farany toy ny amin'ny [[Mesia]] na ny vanim-potoana mesianika sy ny zavatra hiseho aorian'ny fahafatesana ary ny amin'ny fanahin'olombelona koa ny eskatolojia.
 
Ny ankamaroan'ireo [[Monoteisma|fivavahana monoteista]] dia misy foto-pampianarana milaza fa ireo mpivavaka voafidy na mendrika ny finoana marina dia hovonjena na hafahana amin'ny fitsaran'Andriamanitra sy ny fahatezerany amin'ny ho avy. Ho any am-paradisa izy ireo aloha na mandritra na aorian'io fitsarana ka arakaraka ny fampianarana.
 
Ny eskatolojian'izao rehetra izao (eskatolojia kosmika) dia iresahana ny andro farany, sy koa indraindray ny fitsarana farany ary ny [[fitsanganana amin'ny maty]]. Ny eskatolojia isam-batan'olona kosa dia iresahana ny fiainana aorian'ny fahafatesana, ny hiafaran'ny fanahin'olombelona aorian'ny fahafatesan'ny vatana (izay hiseho amin'ny endrika maro samihafa: fandalovana ao amin'ny Hadesy ho an'ny finoana grika taloha na ao amin'ny Seola ho an'ny Jiosy, ny fahatongavana ho nofo indray sns.)
 
== Jereo koa: ==
 
* [[Milenarisma]]
 
* [[Hara-magedona]]