Didy Folo: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanisy teny fampidirana
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanisy zana-dohateny
Andalana faha-4:
 
Boky roa no ahitana ny Didy Folo ao amin'ny [[Baiboly]] dia ny [[Bokin'ny Eksodosy|Eksodosy]] na Eksaody sy ny [[Bokin'ny Deoteronomia|Deoteronomia]]. Hitantsika etsy ambany ny lahatsoratra nalaina tao amin'ny [http://baiboly.org baiboly.org].
 
===[http://baiboly.org/toko.asp?boky=EKSODOSY&toko=20&andininy=2-17&dika= Eskodosy 20 : 2-17]===
==== Ny Didy Folo ao amin'y Bokin'ny Eksodosy ====
===[http://baiboly.org/toko.asp?boky=EKSODOSY&toko=20&andininy=2-17&dika= Eskodosy 20 : 2-17]===
 
Izaho no [[Jehovah]] Andriamanitrao, Izay nitondra anao nivoaka avy tany amin'ny tany Egypta, tamin'ny trano nahandevozana.
Ligne 36 ⟶ 38 :
Aza mitsiriritra ny tranon'ny namanao; aza mitsiriritra ny vadin'ny namanao, na ny ankizilahiny, na ny ankizivaviny, na ny ombiny, na ny borikiny, na izay mety ho an'ny namanao akory aza.
 
==== Ny Didy Folo ao amin'ny Bokin'ny Deoteronomia ====
===[http://baiboly.org/toko.asp?boky=DEOTORONOMIA&toko=5&andininy=6-18&dika= Deteronomia 5 : 6-18]===
 
Izaho no Jehovah Andriamanitrao, Izay nitondra anao nivoaka avy tany amin'ny tany Egypta, tamin'ny trano nahandevozana.
 
Ligne 63 ⟶ 67 :
Ary aza mitsiriritra ny vadin'ny namanao; ary aza mitsiriritra ny tranon'ny namanao, na ny taniny, na ny ankizilahiny, na ny ankizivaviny, na ny ombiny, na ny borikiny, na izay mety ho an'ny namanao akory aza.
 
=== Fahasamihafana amin'ny Lahatsoratralahatsoratra ===
Misy fahasamihafana ny lahatsoratra roa avy ao amin'ny Baiboly. Isan'ny misongadina ny mikasika ny '''Sabata'''. Ampiasaina ny teny hoe ''Mahatsiarova'' ao amin'ny Eksodosy, ary ''Mitandrema'' kosa raha ao amin'ny Deteronomia. Toy izany koa ny didy ''farany'' mikasika ny '''Fitsiriritana'''.
 
== Ny Didy Folo araka ny Fiangonana samihafa ==
Ligne 103 ⟶ 107 :
|}
 
== Rohy ivelany ==
:Ny Didy Folo araka ny Fiangonana Katolika dia hita ao amin'ny [http://www.vatican.va/archive/ccc_css/archive/catechism/command.htm Catechism of the Catholic Church].
:Ny Didy Folo araka ny Fiangonana Loteriana (Any Finland) kosa dia nalaina tao amin'ny [http://www.evl.fi/english/catechism.pdf Catechism Christian Doctrine of the Evangelical Lutheran Church of Finland].
 
:Ny Didy Folo araka ny Fiangonana Katolika dia hita ao amin'ny [http://www.vatican.va/archive/ccc_css/archive/catechism/command.htm Catechism of the Catholic Church].
[[Sokajy:Baiboly]]
:Ny Didy Folo araka ny Fiangonana Loteriana (Any Finland) kosa dia nalaina tao amin'ny [http://www.evl.fi/english/catechism.pdf Catechism Christian Doctrine of the Evangelical Lutheran Church of Finland]. [[Sokajy:Baiboly]]