Abidy latina: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Naniditra teny
Andalana faha-1:
[[Sary:A Specimen by William Caslon.jpg|vignette|337x337px]]
Ny [[abidy latina]] na [[Abidy latina|abidy romana]] dia abidy ahitana litera fototra miisa 26 sady afaka atao sora-baventy na sora-madinika. Mampiasa io [[abidy]] io hanoratany ny fiteniny ny ao Eoropa Andrefana sy Eoropa Avaratra ary Eoropa Afovoany. Mampiasa azy koa ireo firenena ivelan'i Eoropa indrindra ireo firenena nozanahin'ny Eoropeana - isan'izany ny ao Amerika Avaratra sy Atsimo sy ny ao Afrika ary ny ao Oseania. Ireto avy ny litera fototra ao amin'ny abidy latina amin'ny endriny soramadinika: ''a - b - c - d - e - f - g - h - i - j - k - l - m - n - o - p - q - r - s - t - u - v - w - x - y - z''. Tamin'ny taona 2002 dia ny 39%n'ny mponina maneran-tany no mampiasa ny abidy latina<ref><small>Yoshiki Mikami, "Global digital-divide among scripts", ''VishwaBharat'', <abbr>n<sup>o</sup></abbr> 7,‎ Oktobra 2002, <abbr>p.</abbr> 1</small></ref> <ref><small>Mikami Yoshiki et Shigeaki Kodama, "Mesurer la diversité linguistique sur le Web", dans Laurent Vannini et Hervé Le Crosnier, ''Net.lang : réussir le cyberespace multilingue'', 2012, 125‒147 <abbr>p.</abbr></small></ref>.
 
== Jereo koa: ==