Fiteny arabo: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Andalana faha-10:
Ny fiparitahan'ny teny arabo ankehitriny dia avy amin'ny hery ara-tafiky ny mozilmana izay tonga nanaparitaka ny isilamo ary ny finiavan'ny kalifa (izay mibaiko ny mpino) ary ny mpino manaparitaka ny finoana isilamika eran'ny tany. Ny boky masin'ny [[Silamo]] dia ny [[Kor'any]] izay nosoratana tamin'ny teny arabo no manome lanja ny fiteny arabo eo anivon'ny mponina mozilmana eran'ny tany.
 
Noho ny fiparitahan'ny fiteny arabo dia samihafa ny fiteny an-tsoratra ary ny fiteny tenenina. Ao amin'ny fiteny an-tsoratra dia ahitana ny arabo klasika (arabo talohan'ny Kor'any, arabon'ny Kor'any ary arabo taorian'ny Kor'any), ary ny arabo ankehitriny. Ny atao hoe arabo tenenina na arabo anisan-toerana dia ny fitenim-paritra rehetra.
 
== Jereo koa ==
 
* [[Fiteny hebreo]]
=== Boky ===
 
* [[Fiteny arameana]]
 
=== Boky ===
 
* T. F. Mitchell, Mpampianatra teny anglisy any amin'ny oniversiten'i Leeds, ''Colloquial Arabic'', collection « Teach Yourself Books », Hodder and Stoughton Ltd, London 1962, fanontana faha 10 1980, {{ISBN|0-340-26519-1}}