Finoana silamo: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Silamo ho Finoana silamo i Thelezifor : Miteraka fisalasalana ny hoe "silamo" izay mety manondro ny mpino koa fa tsy ny finoana ihany
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanova teny araka ny lohateny
Andalana faha-1:
[[Sary:Mosque.jpg|vignette|330x330px]]
Ny [[SilamoFinoana silamo]] (amin'ny teny arabo: الإسلام / ''Alʾislām'') dia [[finoana abrahamika]] mifototra amin'ny finoana an'Andriamanitra tokana farany izay tokana (tsy manompo olo-masina na mpaminany) ary amin'ny [[Kor'any]] izay heverin'ny mpino silamo fa boky nandraiketana ny tenin'Andriamanitra (Allah, amin'ny teny arabo). Ny Kor'any dia nambara tamin'i [[Mohamady]] izay fantatry ny silamo ho mpaminan'Andriamanitra, tany [[Arabia Saodita|Arabia]] tamin'ny taonjato fahafito. Ny fampianarana fototry ny finoana silamo dia ny ''tawhid'', izany hoe ny finoana an'[[Monoteisma|Andriamanitra tokana]] izay tsy ahitana fanompoana hafa afa-tsy ny fanompoana an'Andriamanitra.
 
== Jereo koa ==