Finoana silamo: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Ndatyavao (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy sy tsipelina
Andalana faha-1:
Ny '''silamo''' (amin'ny teny arabo: الإسلام / ''Alʾislām'') dia [[finoana abrahamika]] mifototra amin'ny finoana an'Andriamanitra tokana farany izay tokana (tsy manompo olo-masina, na mpaminany) ary amin'ny [[KoranaKor'any]] izay heverinaheverin'ny mpino silamo fa boky nandraiketana ny tenin'Andriamanitra (Allah, amin'ny teny arabo). Ny KoranaKor'any dia nambara tamin'i [[Mohameda|MohamadaMohamady]] izay fantatry ny silamo ho mpaminany voalohanmpaminan'Andriamanitra, tany [[Arabia Saodita|Arabia]] tamin'ny taonjato fahafito. Ny fampianarana fototry ny finoana silamo dia ny ''tawhid'', izany hoe ny finoana an'[[Monoteisma|Andriamanitra tokana]] izay tsy ahitana fanompoana hafa afatsyafa-tsy ny fanompoana an'[[Andriamanitra]].
 
== Jereo koa ==
Andalana faha-5:
* [[Kristianisma]]
* [[Monoteisma]]
* [[Mohameda|Mohamady]]
* [[Fanekem-pinoana]]
 
{{vangovango}}