Fiangonana Ôrtôdôksa eto Madagasikara: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanitsy tsipelina
Andalana faha-1:
Ny [[Fiangonana Ortodoksa eto Madagasikara|Fiangonana Ortôdôksa eto Madagasikara]] dia fiangonana kristiana miorina eto Madagasikara izay nipoitra avy amin'ny [[Fiangonana Ortodoksa|Fiangonana Ortôdôksa]] tatsinanana izay efa tafasaraka tamin'ny [[Fiangonana Katolika]] tany aloha. minoMino ny [[Trinite]] ny Ortôdôksa.
 
== Tantaran'ny Fiangonana Ortodoksa eto Madagasikara ==
Andalana faha-6:
=== Ondry tsy misy mpiahy ===
 
Ny taona 1928, natsangana ho archidiocèse i Johannesburg (Afrika atsimo) ary nampidirina tao anatin'izany i Madakasikara. Araka izany, naniraka pretra ho aty Madagasikara ny archevêché tao Johannesburg mba hanentana sy hanome va tsimvatsim-panahy ny kristianina ortôdôksa. Nefa tsy naharitra ny fitsidihana nataony teto.
 
Ny taona 1930 nanangana fiangonana ireo kristianina ortôdôksa tao Antananarivo (Behoririka) ary natao eo ambany fiarovan'ny "dormition de la Mère de Dieu". Na vita aza ny fiangonana dia mbola tsy nahazo pretra ihany ny kristianina.
Andalana faha-12:
Ny taona 1948 nandefa pretra hipetraka maharitra teto Madakasikara ny archevêché-n'ny Johannesburg. Pretra iray ihany anefa no nalefany hisahana sy hitantana ny fiangonana ortôdôksa manerana an'i Madagasikara izay efa nisy fiangonana roa nitsangana. Satria ny taona 1955 dia vita ny fiangonana tany Mahajanga arovan'i Md Nicolas. Taona vitsy taor ian'izay dia tsy nisy pretra indray i Madagasikara rehefa niverina any Afrika atsimo ny pretra niasa teto noho ny antony maro.
 
Ny taona 1966 dia nandefa pretra iray tompon-toerana teto Madagasikara ny archevêché tany Johannesburg. Roa taona monja anefa no niasan'io pretra io dia nody izy. Nanomboka ny taona 1968 dia tsy nanana pretra ny kristianina ortôdôksa teto Madagasikara. Taona vitsy taorian'io anefa dia natsangana ho archevêché i Zimbabwe (miray amin'ny patr iarcatpatriarcat tany Alexandrie) ary nafindra tao indray i Madagasikara. Na dia nitambatra tao amin'ny archevêché-n'ny Zimbabwe aza i Madagasikara dia mbola tsy nahazo pretra ihany.
 
=== Ny mazava atsinanana ===
 
Ny taona 1994, nisy pretra ôstralianinaaostralianina iray tonga hanaohandany vacancesfotoam-pialan-tsasatra eto Madagasikara no nahita ny fiangonana tao Behoririka (Antananarivo) sy ny kristianina nivavaka tsy nisy pretra. Vokatr'izany, nalahelo mafy ity pretra aostralianina ity ka naniry ny ho misiônera aty Madagasikara. Ny volana jolayJolay 1994, nivaly ny faniriany. Iray volana monja taorian'io anefa dia efa nisy kristianina malagasy 3telo lahy niroso hatao batemy tao amin'ny fiangonana "la Dormition de la Mère de Dieu" (31/08/94). Izy 3telo lahy ireo kosa no tonga pretra malagasy voalohany ary nohamasinina ny volana Martsa 1995 tany Zimbabwe.
 
Ny 23 semptembraSemptembra 1997, no nohamasinina ho evekan'i Madagasikara ilay pretra aostralianina misiônera. Maty tamin'ny taona 2004 ity eveka ity ary i Mgr Ignocius (teratany grika) no nandimby azy.
 
Ny 10 Mey 1999 no neken'ny fanjakana malagasy ho ara-dalàna teto Madagasikara ny fijoroan'ny fiangonana ortôdôksa na dia efa niforona tamin'ny 1930 aza.
Andalana faha-24:
=== Ireo solofo dimbin'ny ala: Pretra, Seminarista ary Masera malagasy ortôdôksa ===
 
Ankehitriny dia efa miisa 54 eo ireo paroasy ortôdôksa izay mitsinjara amin'ny vicariats telo eto Madagasikara dia vicariat Toliara, vicariat Fianarantsoa ary vicariat Antananarivo. Misy 12 ireo pretra malagasy, "sous -diacre" iray ary seminarista 7 izay samy any ivelan'i Madagasikara avokoa.
 
Amin'izao fotoana izao dia efa misy masera Malagasymalagasy iray ôrtôdôksa sy regardantes 2roa, samy mbola mipetraka any andafy avokoa ireo. Tsy ho ela anefa dia hanana monastera eto Madagasikara (ao Mantasoa) ireto masera ireto.
 
== Ny asa pastôraly sy sôsialy ==
 
Raha amin'ny fanabeazana dia mandray anjara feno ny fiangonana ôrtôdôksa eto Madagasikara. Manana sekoly fanabeazana fototra 9 sy sekoly fiofanana arakamin'ny asa (technique) iray any Toliara ny fiangonana. Tsiahivina koa fa manana hôpitaly iray eto Madagasikara ny fiangonana ôrtôdôksa.
 
Ankehitriny dia efa lasa archevêché i Madagasikara ary miaraka aminy ny Nosy La Réunion sy Maurice. Samy mivondrona ao amin'ny patriarcat-n'ny Alexandrie ireo, izay tantanan'ny patriarche Théodore.
Andalana faha-50:
== Jereo koa ==
* [[Fiangonana ao Madagasikara|Fiangonana kristiana eto Madagasikara]]
*[[Fiangonana ortodoksa|Fiangonana ôrtôdôksa]]
 
[[Sokajy:Fiangonana]]