Kristianisma: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina sy rohy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Andalana faha-31:
=== Refôrma ===
Taorian'ny fanavaozam-piangonana ([[reformasiona]] na reforma) nataon-dry [[Martà Lotera|Lotera]] sy ny namany izay te hanitsy ny fanao sasantsasany tao amin'ny Fiangonana katolika dia niforona ny [[Protestantisma]] izay tsy niakina intsony tamin'ny Fiangonana katolika; avy eo taty aoriana dia niorina koa ireo fiangonana maro atao ankehitriny hoe [[Fiangonana evanjelika|evanjelika]] (na ara-pilazantsara) izay miezaka miparitaka eran-tany.
 
== Jereo koa: ==
 
* [[Katolisisma]]
* [[Protestantisma]]
* [[Fiangonana ortodoksa|Ortodoksia]]
* [[Evanjelisma]]
 
== Tsiahy ==