Evanjelisma: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanisy sary
Andalana faha-1:
[[Sary:Lakewood worship.jpg|vignette|352x352px]]
Ny [[Evanjelisma]] na [[Evanjelisma|Evanjelikalisma]] dia fihetsiketsehana kristiana milaza fa ny Filazantsara (na Evanjely) no hany fototra sy filamatry ny finoany. Niforona nanomboka tamin'ny Fanavaozam-piangonana protestanta (taonjato faha-16) io fihetsiketsehana io ka nitombo tanjaka nanomboka tamin'ny taonjato faha-18 tamin'ny nipoiran'ny [[Metodisma]] britanika sy ny [[Pietisma]] loterana. Ahita azy ny antokom-pinoana maro amin'ny Protestantisma<ref><small>''[http://www.pewforum.org/files/2011/12/Christianity-fullreport-web.pdf Christianity report]'' [[http://archive.wikiwix.com/cache/?url=http%3A%2F%2Fwww.pewforum.org%2Ffiles%2F2011%2F12%2FChristianity-fullreport-web.pdf tahiry]].</small></ref>. Isan'ny matanjaka ao amin'ireo Fiangonana evanjelika ny [[Batisma]], ny [[Pentekotisma]], ny Fihetsiketsehana karismatika evanjelika, ny Fihetsiketsehana karismatika vaovao (na Pentekotisma vaovao) ary ireo Kristianisma avanjelika tsy miankina. Fiangonana evanjelika na Fiangonana <ref>''<small>[http://www.pewforum.org/files/2011/12/Christianity-fullreport-web.pdf Christianity: A Report on the Size and Distribution of the World's Christian Population]</small>'' <small>[[http://archive.wikiwix.com/cache/?url=http%3A%2F%2Fwww.pewforum.org%2Ffiles%2F2011%2F12%2FChristianity-fullreport-web.pdf tahiry]], Pew Forum, 19 décembre 2011, p. 17.</small></ref>ara-pilazantsara no iantsoana ireo fiangonana ireo. Ny Evanjelisma dia atao hoe koa '''Kristianisma evanjelika''' na '''Protestantisma evanjelika''' na '''Evanjelikalisma'''. Ny teny hoe evanjelika dia azo soloaana amin'ny hoe ara-pilazantsara avin'ny teny malagasy.