Batisma: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy sy tsipelina
Andalana faha-1:
Ny [[Batisma]] dia firehana ao amin'ny [[Kristianisma|fivavahana kristiana]] isan'ireo sampana [[Fiangonana ara-pilazantsara|ara-pilazantsara]] izay notarihina pastora roa tamin'ny taonjato faha-17, dia ilay anglisy atao hoe John Smyth tao Holandy tamin'ny taona 1609, sy i Thomas Helwys tao Angletera tamin'ny taona 1612.
 
Manome anjara toerana lehibe ny [[Baiboly]] ny Fingonana batista. Omeny lanja koa ny fahaterahana indray, ny batisan'ny olon-dehibe, ny famiranafamitana iraka amin'ny fitoriana ny Filazantsara, ny fanoloran-tena ara-pitondrantena. Mizaka tena ny fiangonana tsirairay isan-toerana, misaraka ny fahefan'ny Fiangonana sy ny Fanjakana, ny fitambaran'ny mpino rehetra no tompon'ny fahefana amin'ny fampandehanana ny fiangonana ka tsy miavaka loatra ny sokajin'olona atao hoe mpitondra fiangonana (kongregasionalisma). Mizara ho antokom-pinoana 27 ireo Fiangonana batista ireo.
 
Tamin'ny taona 2010 dia niisa 100 000 000 ny mpino batista. Ny ankamaroan'nyizy mpino batistaireo dia monina ao Etazonia ka ao izy manjaka tanteraka manoloana ny Fiangonana protestanta hafa rehetra (miisa 30 000 000 izy ireo tao tamin'ny fiantombohan'ny taona 1980). Ahitana fiagonana batista maro ihany koa i Birmania, i Britaina Lehibe, i Brezila, i India, i Kanada, i Nizeria, ny Repoblika DemokratokanDemokratikan'i Kongo, ary i Romania.
 
== Tantarany ==
Ny Batisma dia nanombokanayomboky tamin'ny pastora anglisy John Smyth, izay pretra anglikana taloha nefa naniry ny hiverina amin'ny finoana araka ny Baiboly <ref><small>J. Gordon Melton and Martin Baumann, ''Religions of the World: A Comprehensive Encyclopedia of Beliefs and Practices'', ABC-CLIO, USA, 2010, p. 298</small></ref> <ref><small>Conseil Œcuménique des Églises, [https://www.oikoumene.org/fr/familles-d-eglises/baptist-churches Églises baptistes] [[http://archive.wikiwix.com/cache/?url=https%3A%2F%2Fwww.oikoumene.org%2Ffr%2Ffamilles-d-eglises%2Fbaptist-churches tahiry]], Tranonkala ofisialy, Soisa, notsidihina 21/08/2016</small></ref>. I Smyth dia natokana ho pretra anlikanaanglikana tamin'ny taona 1594 tao Angletera. Fotoana fohy taty aorian'izany dia naniry ny hiverenan'ny finoan'ny Fiangonana tany am-piandohan'ny Kristianisma izy.
 
Noho ny faharesen-dahany, izay itoviany amin'ireo [[Poritanisma|Poritana]] sy [[Kongregasionalisma|Kongregasionalista]], dia nisaraka tamin'ny [[Anglikanisma|Fiangonana anglikana]] izy ka nifindra tany Holandy tamin'ny taona 1607 niaraka tamina mpino sasany izay nitovy fiheverana ny [[Baiboly]] taminy<ref><small>Jean Séguy, ''Encyclopædia Universalis'', [http://www.universalis.fr/encyclopedie/baptisme/ BAPTISME] [[http://archive.wikiwix.com/cache/?url=http%3A%2F%2Fwww.universalis.fr%2Fencyclopedie%2Fbaptisme%2F tahiry]], notsidihina 21/08/2016.</small></ref>. Tamin'ny taona 1609, taona heverina fa nbiorenanniorenan'ilay fihetsiketsehana batista ,dia mpino 36 no natao batisa<ref><small>Winthrop S. Hudson, ''Encyclopédie Britannica'', [https://www.britannica.com/topic/Baptist Baptist] [[http://archive.wikiwix.com/cache/?url=https%3A%2F%2Fwww.britannica.com%2Ftopic%2FBaptist tahiry]], notsidihina 21/08/2016</small></ref>.
 
I Thomas Helwys dia nanorina ny fiangonana batista voalohany tany Angletera tao Spitalfields, ao Atsinanan'i Londona tamin'ny taona 1612<ref><small>Bernard ROUSSEL, ''Encyclopædia Universalis'', "[http://www.universalis.fr/encyclopedie/thomas-helwys/ HELWYS THOMAS]" [[http://archive.wikiwix.com/cache/?url=http%3A%2F%2Fwww.universalis.fr%2Fencyclopedie%2Fthomas-helwys%2F tahiry]], notsidihina 21/08/2016</small></ref>. Tamin'io taona io no nanontana ny boky nosoratany atao hoe ''A Short Declaration of the Mistery of Iniquity'' ("Fanambaràna fohy ny amin'ny Zavamiafin'ny Fitanilana") izay nentiny nitsikera ny Brownisma sy ny Poritanisma ary ny fitondran'ny Papa<ref><small>Stephen R. Holmes, ''Baptist Theology'', Éditions A&C Black, Englandt, 2012, pp. 112-120</small></ref>. Io boky io dia iray amin'ireo lahateny fiarovana ny fahalalahana ara-pivavahana tao Angletera sy tanytao amin'ny KamriaKambria (anglisy: ''Wales''; frantsay: ''Pays'' ''de'' ''Galles''). Nandefasan'i Helwys amin'ilay boky ny mpanjaka Jemsa I (frantsay: ''Jacques I d'Angleterre''; anglisy: ''James I'') izay nampahatsiahiviny fa olona mety maty koa, "vovoka sy lavenona" sahala amin'ny olona rehetra, ka tsy manana fahefana amin'ny samy fanahy tsy mety maty an'ireo mpanompony. Tezitra noho izany ny mpanjaka ka nampiditra azy an-tranomaizina ka tao i Helwys no maty tamin'ny taona 1616<ref><small>''Encyclopédie Britannica'', [http://www.britannica.com/biography/Thomas-Helwys THOMAS HELWYS] [[http://archive.wikiwix.com/cache/?url=http%3A%2F%2Fwww.universalis.fr%2Fencyclopedie%2Fthomas-helwys%2F tahiry]], notsidihina 21/08/2016</small></ref>.
 
== Jereo koa: ==