Batisma: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Fiangonana batista ho Batisma i Thelezifor
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Andalana faha-4:
 
Tamin'ny taona 2010 dia niisa 100 000 000 ny mpino batista. Ny ankamaroan'ny mpino batista dia monina ao Etazonia ka ao izy manjaka tanteraka manoloana ny Fiangonana protestanta hafa rehetra (miisa 30 000 000 izy ireo tao tamin'ny fiantombohan'ny taona 1980). Ahitana fiagonana batista maro ihany koa i Birmania, i Britaina Lehibe, i Brezila, i India, i Kanada, i Nizeria, ny Repoblika Demokratokan'i Kongo, ary i Romania.
 
== Tantarany ==
Ny Batisma dia nanomboka tamin'ny pastora anglisy John Smyth, izay pretra anglikana taloha naniry ny hiverina amin'ny finoana araka ny Baiboly <ref><small>J. Gordon Melton and Martin Baumann, ''Religions of the World: A Comprehensive Encyclopedia of Beliefs and Practices'', ABC-CLIO, USA, 2010, p. 298</small></ref> <ref><small>Conseil Œcuménique des Églises, [https://www.oikoumene.org/fr/familles-d-eglises/baptist-churches Églises baptistes] [[http://archive.wikiwix.com/cache/?url=https%3A%2F%2Fwww.oikoumene.org%2Ffr%2Ffamilles-d-eglises%2Fbaptist-churches tahiry]], Tranonkala ofisialy, Soisa, notsidihina 21/08/2016</small></ref>. I Smyth dia natokana ho pretra anlikana tamin'ny taona 1594 tao Angletera. Fotoana fohy taty aorian'izany dia naniry ny hiverenan'ny finoan'ny Fiangonana tany am-piandohan'ny Kristianisma izy.
 
Noho ny faharesen-dahany izay itoviany amin'ireo Poritana sy Kongregasionalista dia nisaraka tamin'ny Fiangonana anglikana izy ka nifindra tany Holandy tamin'ny taona 1607 niaraka tamina mpino sasany izay nitovy fiheverana ny Baiboly taminy<ref><small>Jean Séguy, ''Encyclopædia Universalis'', [http://www.universalis.fr/encyclopedie/baptisme/ BAPTISME] [[http://archive.wikiwix.com/cache/?url=http%3A%2F%2Fwww.universalis.fr%2Fencyclopedie%2Fbaptisme%2F tahiry]], notsidihina 21/08/2016.</small></ref>. Tamin'ny taona 1609, taona heverina fa nbiorenan'ilay fihetsiketsehana batista dia mpino 36 no natao batisa<ref><small>Winthrop S. Hudson, ''Encyclopédie Britannica'', [https://www.britannica.com/topic/Baptist Baptist] [[http://archive.wikiwix.com/cache/?url=https%3A%2F%2Fwww.britannica.com%2Ftopic%2FBaptist tahiry]], notsidihina 21/08/2016</small></ref>.
 
I Thomas Helwys dia nanorina ny fiangonana batista voalohany tany Angletera tao Spitalfields, ao Atsinanan'i Londona tamin'ny taona 1612<ref><small>Bernard ROUSSEL, ''Encyclopædia Universalis'', "[http://www.universalis.fr/encyclopedie/thomas-helwys/ HELWYS THOMAS]" [[http://archive.wikiwix.com/cache/?url=http%3A%2F%2Fwww.universalis.fr%2Fencyclopedie%2Fthomas-helwys%2F tahiry]], notsidihina 21/08/2016</small></ref>. Tamin'io taona io no nanontana ny boky nosoratany atao hoe ''A Short Declaration of the Mistery of Iniquity'' ("Fanambaràna fohy ny amin'ny Zavamiafin'ny Fitanilana") izay nentiny nitsikera ny Brownisma sy ny Poritanisma ary ny fitondran'ny Papa<ref><small>Stephen R. Holmes, ''Baptist Theology'', Éditions A&C Black, Englandt, 2012, pp. 112-120</small></ref>. Io boky io dia iray amin'ireo lahateny fiarovana ny fahalalahana ara-pivavahana tao Angletera sy tany amin'ny Kamria (anglisy: ''Wales''; frantsay: ''Pays'' ''de'' ''Galles''). Nandefasan'i Helwys amin'ilay boky ny mpanjaka Jemsa I (frantsay: ''Jacques I d'Angleterre''; anglisy: ''James I'') izay nampahatsiahiviny fa olona mety maty koa, "vovoka sy lavenona" sahala amin'ny olona rehetra, ka tsy manana fahefana amin'ny samy fanahy tsy mety maty an'ireo mpanompony. Tezitra noho izany ny mpanjaka ka nampiditra azy an-tranomaizina ka tao i Helwys no maty tamin'ny taona 1616<ref><small>''Encyclopédie Britannica'', [http://www.britannica.com/biography/Thomas-Helwys THOMAS HELWYS] [[http://archive.wikiwix.com/cache/?url=http%3A%2F%2Fwww.universalis.fr%2Fencyclopedie%2Fthomas-helwys%2F tahiry]], notsidihina 21/08/2016</small></ref>.
 
== Jereo koa: ==
 
* [[Protestantisma]]
* [[Kristianisma]]
 
== Loharano ==