Mikaela (arkanjely): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Andalana faha-52:
 
==== Araka ny Olomasin’ny Andro Farany ====
Ny [[Fiangonan'i Jesoa Kristy ho an'ny Olomasin'ny Andro Farany|Olomasin'ny Andro Farany]] (izay atao hoe MormonaMôrmôna) dia mino fa i Mikaela dia tsy iza fa i [[Adama]], ilay Fahagola ao amin'ny [[Bokin'i Daniela]] (Dan.7.9)<ref><small>"''Mbola nijery ihany aho mandra-pametraka ny seza fiandrianana, ary ny Fahagola no nipetraka teo, ny fitafiany dia fotsy toy ny fanala, ary ny volon-dohany toy ny volon'ondry madio; ny seza fiandrianany dia lelafo, ary ny kodiany dia afo mirehitra''." (Dan. 7.9 -- ''Ny Baiboly'')</small></ref>, dia andriandahy, sady Rain’ny fianakaviamben’ny olombelona. Ary koa, mihevitra izy ireo fa i Mikaela dia manampy an’i Jehovah (ilay endrik’i Jesoa Kristy any an-danitra) teo amin’ny famoronana izao tontolo izao teo ambany fitarihan’Andriamanitra Ray sady nanjera an’i Satana avy any an-danitra.
 
== Ao amin'ny fivavahana silamo ==
 
=== Araka ny KorànaKor'any ===
[[Sary:Muhammad ibn Muhammad Shakir Ruzmah-'i Nathani - The Archangel Michael - Walters W65946B - Full Page.jpg|vignette|''Ny Arikanjely Mikaila'', taona 1717]]
Ny anjely Mikaela (Mika’îl na Mikâla) dia hita indray mandeha ao amin’ny [[Korana|Koràna]] (Koràna 2.98) izay maneho azy eo anatrehan’ny anjely [[Gabriela (arikanjely)|Gabriela]] (Jibril na Jibrail) izay miara-mandanja aminy ireo asa vitan’ny olombelona. “''Na iza na iza fahavalon’Andriamanitra sy ireo anjeliny sy ireo irany sy i Jibrily ary i MikhailMikhaily! Dia AndriamaniraAndriamanitra tenany no ho fahavalon’ny tsy mino''.” (KorànaKor'àny 2.98) Misy koa ireo mpino silamo izay mihevitra fa ilay nitsidika an’i Ibrahima (na [[Abrahama]]) voalaza ao amin’ny KorànaKor'àny 11. 69 dia tsy iza fa ny anjely MikhailMikhaily.
 
=== Araka ny lovantsofina taty aoriana ===