Anabatisma: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Andalana faha-1:
Ny [[Anabatisma]] dia firehana protestanta eo amin'ny [[Kristianisma|fivavahana kristiana]] izay manandratra avo ny batisa an-tsitrapon'ny olona efa tonga saina. Ny teny hoe ''anabatista'' dia avy amin'ny teny grika hoe ''anabaptizein'' izay midika hoe "mamerina batisa", izany hoe mamerina manao batisa indray olona efa vita batisa avy amin'ny fiangonana hafa. Izany no hevitry ny fanavaozamFanavaozam-piangonana lalilalim-paka, nefa hita tao amin'ireo Valdeana sy ireo Bogomila sy ireo Paolisiana ary koa ny fiangonan'ny Kristiana apostolika tao Tesalonika tamin'ny taonjato faha-16 izany<ref><small>Church of God Christ, mennonite, ''This is my Heritage'', Gospel Publishers, 1995, 136 <abbr>p.</abbr> (pp. 54-80)</small></ref>. Mihevi-tena ho nipoitra avy hatrany amin'ny Fiangonana voalohany fa tsy nikambana tamin'ny Fingonana katolika ny Anabatista.
 
Lasa nanana heviny ara-politika ny teny hoe ''anabatisma'' teny anelanelan'ny tantara satria io firehana io dia nanohitra ny fahefana ara-politika sy ara-pivavahana izay niorina tao Renania (dia ny teokrasian'i Monstera) sy tao amin'ny kantôn'i Berna tamin'ny taonjato faha-16<ref><small>Church of God Christ, Mennonite,</small> <small>''This is my Heritage'', Gospel Publishers, Church of God in Christ, 1995, 136 <abbr>p.</abbr>, p.72.</small></ref>.