Anabatisma: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy momba ny Protestantisma
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Andalana faha-1:
Ny [[Anabatisma]] dia firehana protestanta eo amin'ny [[Kristianisma|fivavahana kristiana]] izay manandratra avo ny batisa (na batemy) an-tsitrapotsitrapon'ny syolona am-pahatongavan-tsainaefa tonga saina. Ny teny hoe ''anabatista'' dia avy amin'ny teny grika hoe ''anabaptizein'' izay midika hoe "mamerina batisa", izany hoe mamerina manao batisa indray olona efa vita batisa avy amin'ny fiangonana hafa. Izany no hevitry ny fanavaozam-piangonana lali-paka, nefa hita tao amin'ireo Valdeana sy ireo Bogomila sy ireo Paolisiana ary koa ny fiangonan'ny Kristiana apostolika tao Tesalonika tamin'ny taonjato faha-16 izany<ref><small>Church of God Christ, mennonite, ''This is my Heritage'', Gospel Publishers, 1995, 136 <abbr>p.</abbr> (pp. 54-80)</small></ref>. Mihevi-tena ho nipoitra avy hatrany amin'ny Fiangonana voalohany fa tsy nikambana tamin'ny Fingonana katolika ny Anabatista.
 
Lasa nanana heviny ara-politika ny teny hoe ''anabatisma'' teny anelanelan'ny tantara satria io firehana io dia nanohitra ny fahefana ara-politika sy ara-pivavahana izay niorina tao Renania (dia ny teokrasian'i Monstera) sy tao amin'ny kantôn'i Berna tamin'ny taonjato faha-16<ref><small>Church of God Christ, Mennonite,</small> <small>''This is my Heritage'', Gospel Publishers, Church of God in Christ, 1995, 136 <abbr>p.</abbr>, p.72.</small></ref>.
Andalana faha-5:
Ny ankabeazan'ny Anabatista anefa tsy nanaraka ireo rahalahiny nampiasa herisetra, ka ankehitriny izy ireo mitambatra ao amin'ny vondrom-pivavahana mandala ny tsy fampiasana herisetra, ary koa ny tsy fanoherana amin'ny anaran'ny fitiavan'Andriamanitra sy noho ny Fanjakan'Andriamanitra tsy eto amin'izao tontolo izao. I Voltera sy i Tolstoy dia manao tsiahy matetika ny tenin'ireo Anabatista ao amin'ny boky soratany <ref><small>Philip Yancey, ''Ce Jésus que je ne connaissais pas'', Editions Farel, <abbr>1er</abbr> janvier 2001 (<nowiki>ISBN 9782863142530</nowiki>; [https://books.google.com/books?id=1TFfCJIWdr0C azo vakina eto] [[http://archive.wikiwix.com/cache/?url=https%3A%2F%2Fbooks.google.com%2Fbooks%3Fid%3D1TFfCJIWdr0C tahiry]])</small></ref>.
 
Misy [[Fiangonana ara-pilazantsara|fikambanana evanjelika]] mitonon-tena ho mpandova ny anabatisma, indrindra noho ny fitsipahany ny fanaovana batemin-jaza (fr.frantsay: ''pédobaptisme'').
 
== Fiangonana na fikambanana anabatista na mifadray aminy ==
 
==== Fiangonana na fikambanana anabatista ====
Ireto avy ireo Fiangonana na fikambanana anabatista ka nu betsaka aminy dia ny Menonita
 
* ny Amisy (alemàna: ''Amische''; anglisy: ''Amish'' );
* ny Hoterita (anglisy: ''Hutterites'' ; alemàna: ''Hutterer'');
* ny Mpirahalahy ao amin’i Kristy (alemàna: ''Brüder in Christo''; anglisy: ''Brethren in Christ'');
* ny Mpirahalahy Batista Jermanika  (anglisy: ''German Baptist Brethren''; alemàna: ''Schwarzenauer Brüder'');
* ny Menonita Mpandala ny Rakitry ny Ela (anglisy: ''Conservative Mennonites'');
* ny Fikambanana Maneran-tanin’ny Menonita (anglisy: ''Mennonite World Conference'');
* ny Mpirahalahy Menonita (anglisy: ''Mennonite Brethren'');
* ny Vondrona Menonita Tranainy (alemàna: ''Altkolonier-Mennoniten''; anglisy: ''Old Colony Mennonites'');
* ny Menonitan’ny Holafitra Tranainy (alemàna: ''Mennoniten alter Ordnung''; anglisy: ''Old Order Mennonites'');
* ny Menotina Rosiana (anglisy: ''Russian Mennonites'' ; alemàna: ''Russlandmennoniten;'' rosiana: ''Меннониты в России / Mennonit'i v Rossii'')''.''
 
==== Fiangonana na fikambanana mifadray amin'ny anabatisma ====
 
* ny Svenkfeldiana (anglisy: ''Schwenkfelders'');
* ny Fiangonana Batista (anglisy: ''Baptists'');
* ny Pietisma (anglisy: ''Pietism'');
* ny Pietisma Lalim-Paka (anglisy: ''Radical Pietism'');
* ny Hernhontiana (anglisy: ''Herrnhuters'');
* ny Inspirasionalista (anglisy: ''Inspirationalists'');
* ny Mpangovitra (anglisy: ''Quakers'');
 
== Jereo koa: ==
 
* [[Protestantisma]]
 
== Loharano ==