Pakistàna: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Pakistan ho Pakistàna i Thelezifor : Atao gasy ny anarana
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina: atao gasy
Andalana faha-55:
}}
 
'''PakistanPakistàna''' dia firenena any amin'ny faritra atsimon'i [[Azia]]. Izany dia manaraka ny [[India]], [[Iran|Iràna]], [[Afghanistan|Afghanistàna]], ary [[Sina]]. Izany no fomba ofisialy antsoina hoe ny '''Repoblika Islamikan'i PakistanPakistàna'''. Manana morontsiraka lavitra manamorona ny Ranomasina Arabia any atsimo. I PakistanPakistàna dia manana ny isam-ponina fahaenina lehibe indrindra eto amin'izao tontolo izao. Ny velarantany manontolon'i PakistanPakistàna dia 880.940 km² (miaraka amin'ny tany entin'i PakistanPakistàna Azad Kashmir ary ny Gilgit BaltistanBaltistàna). Izany dia manao an'i PakistanaPakistàna ho firenena faha-34 lehibe indrindra eto amin'izao tontolo izao. [[Islamabad]] no renivohitr'i PakistanPakistàna, ary ny tafika pakistaney dia fahafito lehibe indrindra.
 
== Anarana ==
Ny anarana hoe Pakistan amin'ny fiteny ordoa sy fiteny persana dia midika «"tanin'ny madio»".
 
== Jereo koa ==