Isaia (mpaminany): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanova daty nahaterahana sy nahafatesana
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Andalana faha-10:
|taona niasàna=
}}
'''Isaia''' na '''Izaia''' dia mpaminany israelita niaina tokony ho tamin’ny taonjato faha-8 tal. J.K. teo anlanelananelanelan'ny taona 766 sy 701 tal.J.K. Zanak’i Amosa, izay fianakaviana ambony tao Jerosalema, izy. Mponin’i Jerosalema i Isaia. Niasa tamin’ny antsasany faharoan’ny taonjato faha-8 tal. J.K. izy, tamin’ny fotoana izay nanombohan’ny Asiriana nanafika matetika miankandrefana, fanafihana izay namaritra ny ho avin’ny fanjakan’i Israely sy ny an’i Joda. Teo anelanelan’ny taona 740 sy 700 tal. J.K. izany, indrindra fa tamin’ny nanjakan’i Ahaza (mpanjakan’i Joda) tokony ho tamin’ny taona 735 tal. J.K. sy ny zanany nandimby azy ary tamin’ny andron’ny mpanjaka Hezekia (na Ezekiasy) tokony ho teo anelanelan’ny taona 715 sy 710.
 
Araka ny lovantsofina dia i Isaia no nanoratra ny [[Bokin'i Isaia]] nefa rehefa nodinihin'ny mpikaroka momba ny [[Baiboly]] dia ampahany atao hoe Proto-Isaia ("Isaia voalohany") ihany no mety nosoratany - dia ny toko voalohany hatramin'ny faha-39. Ny ampahan'ny io boky io sisa dia mbola mizara roa ka atao hoe Deotero-Isaia sy Trito-Isaia ("Isaia faharoa" sy "Isaia fahatelo").
 
== Jereo koa ==