Fikambanana Apokalypsy eto Madagasikara: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Pejy voaforona amin'ny « Ny Fiangonana Apokalypsy eto Madagasikara dia fiangonana natsangan'i Pasitera Mailhol André Christian Dieu Donné tamin'ny taona 1998. Mifototra manokana amin'ny fanaza... »
 
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
<p>Ny Fiangonana Apokalypsy eto Madagasikara dia fiangonana natsangan'i Pasitera Mailhol André Christian Dieu Donné tamin'ny taona 1998. Mifototra manokana amin'ny fanazavana sy fampianarana ny misiterin'ny bokin'ny Apokalypsy ny fikambanana. </p>
<p>Roa lahy tamin'ny voalohany ny mpianatra ary avy eo nihitatra tamin'ny olona maro be manerana an'i Madagasikara. </p>
<p>Miavaka koa izy amin'ny falanafanalana devoly amin'ny alalan'ny fanondrona amin'ny fanondro sy ny faminaniana navoakan'ny Pasitera Mailhol : fialan'ny Prezida Ratsiraka eo amin'ny fitondrana, fiverenany teo amin'ny fitondrana, fametrahan'ny FFKM an-dRavalomanana eo amin'ny fitondrana, fanonganampanjakana amin'ny 2009, fitondrany ny fanjakana amin'ny 2013, anisan'ny mampiavaka ny Fiangonana Apokalypsy ihany koa ny fanazavana momban'ny andro nahafatesan'i Jesosy Kristy dia ny antsasaky ny herin'andro (alarobia) araka ny fanazavan'ny Pasitera Mailhol...</p>
[http://mg-mg.apocalypse-mada.org/[Site webn'ny apokalypsy]]
Miavaka koa ny Fiangonana Apokalypsy eto Madagasikara amin'ny fomba fivavahany izay mitovitovy amin'ny "Musulman"