Kristianina: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitara kely
Andalana faha-1:
Ny '''[[Kristianina|Kristiana''']] na '''[[Kristianina''']] dia olona manaraka ny fampianarana sy ny fomba araka ny voalazan'ny [[Baiboly]] indrindra fa ireo [[Filazantsara]] na Evanjely, izay milazalaza momba ny fiainanan'i [[Jesosy|Jesoa Kristy]] sy ny fanarahana azy. Ho an'ny Fiangonana kristiana maro dia anisan'ny maha-kristiana Kristiana ny finoana an'i Jesoa Kristy ho [[Andriamanitra]]. Ny mpamari-toetra hoe ''kristiana'' na ''kristianina'' dia ilazana ny zavatra momba ny finoana kristiana toy ny fiangonana sy ny teolojia sy ny finoana sns.
 
== Fiforonan-teny ==
Ny teny hoe ''kristiana'' na ''kristianina'' dia avy amin'ny teny latina hoe ''Christianus'' na ny [[Fiteny grika taloha|teny grika]] hoe ''Χριστιανός'' / ''Khristianos'' izay manondro an'ireo mpanaraka ny fampianaran'i Kristy. Ny teny hoe ''Kristy'' indray dia avy amin'ny teny latina hoe ''Christus'' na grika hoe ''Χριστός'' / ''Khristos'' izay fandikana ny [[Fiteny hebreo|teny hebreo]] hoe ''מָשִׁיחַ / Mashiah'' (nogasina ao amin'ny [[Baiboly malagasy]] hoe ''Mesia'') izay midika hoe "voahosotra", izany hoe "voahosotr'Andriamanitra". Ara-bakiteny, ny Kristiana dia ireo "mpanaraka ny fampianaran'ilay Voahosotr'Andriamanitra".
 
Ny teny hebreo anondroana ny Kristiana dia נוצרים / ''NotzriNotzrim'' izay enti-milaza olona avy any Natzrat[[Nazareta]] (izanyhebreo: hoeנָצְרַת avy/ any [[Nazareta]]Natzrat) na mpomba an'ilay avy any Natzrat. Amin'ny [[Jiosy]] izany, ny Kristiana dia ireo olona manaraka an'ilay avy any Nazareta, fa tsy ireo mpanaraka an'ilay Voahosotra, satria aminy tsy i Jesosy no Mesia (''Mashiah'') na Kristy (''Khristos'').
 
== Finoan'ny Kristiana ==
Ny Kristiana dia manantena ny fanafahana vokatry ny fampianaran'i Jesoa Kristy, mino ny fahafatesany teny amin'ny [[hazo fijaliana]] (lakroa) sy ny [[FitsangananyFitsanganana amin'ny maty|fitsanganany avy amin'ny fahafatesanamaty]]. Mino koa ny Kristiana fa izy no Mesia nampanantenaina hatry ny elabe ao amin'ny [[Tanakh|Baiboly hebreo]] (ny [[Testamenta Taloha]]) sady Zanak'Andriamanitra nirahin'ny [[Andriamanitra Ray|Rainy]] hamonjy ny olombelona. Ny ankamaroan'ny Kristiana dia mino ny amin'ny [[Trinite]], Andriamanitra Telo Izay Iray.
 
== Jereo koa ==
* [[Mesia]]
* [[Fanekem-pinoana]]
* [[Kristianisma]]
* [[Trinite]]