Loteranisma: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy vaovao: sampan'ny kristianisma
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra sy nanisy sary
Andalana faha-1:
[[Sary:Lutherrose.svg|vignette|258x258px|''Raozin'i Lotera'']]
Ny [[Loteranisma]] (misy koa ny manoratra hoe [[Loteranisma|Loterianisma]]) dia iray amin'ny sampana lehiben'ny [[Protestantisma]] izay sampan'ny [[Kristianisma]].
Ny [[Loteranisma]] (misy koa ny manoratra hoe [[Loteranisma|Loterianisma]]) dia iray amin'ny sampana lehiben'ny [[Protestantisma]] izay sampan'ny [[Kristianisma]] no sady ilazana ny teolojia nipoitra avy amin'ny fandinihana sy soratr'ilay teolojiana sy monka (na moanina) aogostiniana alemàna, dia i [[Martin Luther|Marte Lotera]] (alemàna: ''Martin Luther''), nanomboka tamin'ny taona 1517. Izany fandinihana izany dia niteraka ny teolojia protestanta sy ireo fiangonana protestanta tamin'ny taonjato faha-16, sady nipetraka ho loharano amin'ny tenim-pianoana (na dogma) ao amin'ny teolojianan'ny fiangonana loterana maro indrindra any Alemaina sy any Skandinavia (Danemarka, Norvezy, sns.). Ahitana fiangonana loterana koa ny any amin'ny faritra na firenena hafa toa an'i Alzasa, i Lorena, i Madagasikara, i Namibia, i Polonia ary ireo firenena balta. Ny loteranisma dia mahakasika ny finoan'ny Kristiana loterana sy ireo Fiangonana loterana ary antontan-tsoratra momba ny teolojika sy ny anjara asanan'ny fiangonana. Ny teolojian'i Lotera dia harena iombonan'ny Fanavaozam-piangonana protestanta.
 
== Jereo koa: ==
 
* [[Fiangonana Loterana Malagasy]]