Kor'any: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanitsy ho amin'ny fomba fiteny malagasy kokoa
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Andalana faha-1:
Ny [[Kor'any]] na [[Kor'nyany|Koràna]] dia ilay boky masin’ny [[Silamo]]. Ho an’ireo mpino Miozolmana dia teny ara-bakitenin’ilay Andriamanitra tokana ny Kor'any. Amin'ny tenhy arabo dia القُرْآن / ''al-Qor’ân'' no anaran'ilay boky. Ho an’ny Miozolmana dia fanangonana ny tenin’Andriamanitra izay fanambaràna (''āyāt'') nomeny ny mpaminany farany sady irak’Andriamanitra, dia i [[Mohamady (mpaminany)|Mohamady]] (محمد / ''Muḥammad'') nanomboka tamin’ny taona 610-612 hatramin’ny fotoana nahafatsany tamin’ny taona 632 tamin’ny alalan’ny anjeny [[Gabriela (arikanjely)|Gabriela]] (جبريل /''Jibrîl'').
 
== Fampahafantarana tsotsotra ny Kor'any ==