Maria (renin' i Jesoa): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Andalana faha-1:
[[Sary:Sassoferrato - Jungfrun i bön.jpg|vignette|320x320px|''Ny Virjiny mivavaka'', nataon'i Giovanni Battista Salvi da Sassoferrato, taona anelanelan'ny taona 1640 sy 1650.]]
I [[Maria (renin'i Jesoa)|Maria]] dia vehivavy avy any Jodia (Jodea) izay voalazan'ny [[Baiboly]] sy [[Apokrifan'ny Baiboly|boky apokrifa]] maro hafa koa ary ny [[Kor'any]] fa niteraka an'i [[Jesoa]] avy any Nazareta. Ny Fiangonana katolika sy ortodoksa dia manome toerana lehibe an'i Maria izay antsoiny hoe [[Renin'Andriamanitra]].
 
== I Maria araka ny Testamenta Vaovao ==
Mitantara ny fanambaràn'ny anjely [[Gabriela (arikanjely)|Gabriela]] (Gabriely) mialoha tamin'i Maria ny [[Filazantsara araka an'i Matio|Evanjelin'i matioMatio]] sy ny [[Filazantsara araka an'i Lioka|an'i Lioka]], avy eo tamin'i Josefa fofombadiny ny hahaterahan'i Jesoa. Manome toerana betsaka an'i Maria ny fitantaran'ny Evanjelin'i Lioka toy izay ny an'i Matio. Tantarainy ny amin'ny [[anjely]] izay niseho tamin'i mariaMaria fa ny an'i Matio kosa miresaka ny amin'ny nofin'i Josefa sy ny anjely niseho tamin'i Josefataminy (Lio. 1.21-35; Mat. 1.18-23).
 
Noho i Maria bevohoka nefa tsy nanao firaisana ara-nofo tamin'i Josefa dia niahiahy azy ho nijangajanga i Josefa ka nieritreritra ny hisaraka aminy mba tsy hanahirana azy, satria araka ny lalàna jiosy dia mety hohiharan'ny torahamfitoraham-bato i mariaMaria<ref><small>Agnès Walch, ''Histoire de l'adultère'', Librairie Académique Perrin, 2009, <abbr>p.</abbr> 54.</small></ref>. Nefa nisy anjely nanazava tamin'i Josefa fa bevohokanitoe-jaza noho ny herin'ny [[Fanahy Masina]] i Maria sady nandresy lahatra azy ilay abjelyanjely mba tsy hanatanterahany ny eritreriny (Mat. 1.18-19).
 
Ao amin'ny tohin'ny tantara dia namangy an'i Elizabeta rahavaviny i Maria sady naneho ny hafaliany taminy (Lio. 1.39-55). Niteraka an'i Jesoa tao [[Betlehema]] izy (Mat. 2.1-6; Lio. 2.4-7) ka namangy azy mianaka ny mpiandry ondry sy ny [[Magy|majy]] (magy) telo lahy (Mat. 2.7-12; Lio. 2.15-21).
 
Milaza ny tetiaran'i Jesoa ao amin'ny Evanjelin'i Matio (Mat. 1.1-17) dia fa avy amin'ny tranon'ny mpanjaka [[Davida (Baiboly)|Davida]] i Josefa nefa tsy dia mazava loatra ka miteraka tsy fifanarahan-kevitra ny Evanjelin'i Lioka (Lio. 3.23-38) satria i Josefa sy i Maria dia samy voalaza fa taranaky ny mpanjakan'i Israely<ref><small>Geoffrey W. Bromiley, ''The International Standard Bible Encyclopedia, Volume 4'', Wm. B. Eerdmans Publishing, 1995, p. 269.</small></ref>.
 
Ireo [[Evanjely]] ireo dia miresaka koa ny amin'ny fitondrana an'i Jesoa zaza tany amin'ny [[Tempoly]] mba hanatanteraka ny fanatitra tokony hatao noho ny voalohan-teraka. Naminany i Simeona fa hiaritra fangirifiriana i Maria (Lio. 2.21-35). Ary taty aoriana dia nitranga ny tantaran'ny tsy fahaverezan'i Jesoa tamin'ny faha-12 taonany (Lio. 2.41-51), tamin'ny niakaran'izy ireo ho any amin'ny Tempolin'i Jerosalema izay fanao isan-taona: raha nody any [[Nazareta]] ireo ray aman-dreniny dia nitoetra tao an-Tempoly i Jesoa niady hevitra tamin'ireo "mpanora-dalàna" (manam-pahaizana momba ny Soratra Masina jiosy: ny [[Torah]]).
 
INy Maria[[Filazantsara araka an'i Jaona|Evanjelin'i Joany]] dia nisehomitantara rehefafa teo koa i JesoaMaria nanatrikaraha nynanatrika fampakaram-bady tao Kana i Jesoa (Joa. 2.1-11),. avy nitadyNitady an'i Jesoa izay mbola nampianatra koa i Maria indray andro (Mar. 3.31-35) ary farany tamin'ny fanomboana an'i Jesoa tamin'ny [[hazo fijaliana]]. Ny zananilahy, alohan'ny hahafatesany, dia nametrakaNametraka an'i Maria tamin'ny "mpianatra tiany indrindra": "<small>25</small> Ary nijanona teo akaikin'ny hazo fijalian'i Jesosy ny reniny sy ny rahavavin-dreniny, Maria, vadinalohan'i Klopa, sy Maria Magdalena. <small>26</small> Ary nony hitan'i Jesosy ny reniny sy ilay mpianatra tiany nijanona teo, dia hoy Izy tamin'ny reninyhahafatesany: Ravehivavy, indro ny zanakao!" (Joa. 19.25-26).
 
"<small>25</small> Ary nijanona teo akaikin'ny hazo fijalian'i Jesosy ny reniny sy ny rahavavin-dreniny, Maria, vadin'i Klopa, sy Maria Magdalena. <small>26</small> Ary nony hitan'i Jesosy ny reniny sy ilay mpianatra tiany nijanona teo, dia hoy Izy tamin'ny reniny: Ravehivavy, indro ny zanakao!" (Joa. 19.25-26).
Voninahitra ho an'Andriamanitra fa namolavola olona tsotra sy hendry Izy , ary anisan'izany i Maria renin'i Jesosy Tompo , virijinina izy ary notorotoronina tamin'ny Fanahy Masina ka nitoe_jaza , ka niteraka an'i Jesosy Tompo ...
 
Araka ny [[Asan'ny Apostoly]] dia niara-nivory tamin'ireo mpiantr'i Jesoa i Maria tamin'ny andron'ny [[Pentekosta]] (Asa 1.14).
 
Voninahitra ho an'Andriamanitra fa namolavola olona tsotra sy hendry Izy , ary anisan'izany i Maria renin'i Jesosy Tompo , virijinina izy ary notorotoronina tamin'ny Fanahy Masina ka nitoe_jazanitoe-jaza , ka niteraka an'i Jesosy Tompo ...
 
== Jereo koa: ==
 
* [[Maria Magdalena]]
 
== Loharano: ==