Literatiora apôkaliptika: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Andalana faha-21:
* 2 Tesaloniana 2.
 
== Ny soratraboky apokaliptika apokrifa ==
Ny ankabeazan'ny soratra apokaliptika apokrifa (tsy voaray ho kanona) dia mitondra ny anarana hoe "Apokalipsy". Misy karazany roa izy ireo, dia ireo nosoratana teo anelanelan'ny nanoratana ny [[Testamenta Taloha]] sy ny [[Testamenta Vaovao]] sy ireo nosoratana tamin'ny fotoanan'ny Testamenta Vaovao na taorian'io. Ny Protestanta dia miantso an'ireo boky ireo hoe pseodepigrafa.
 
Andalana faha-52:
Ny [[Bokin'i Henoka]] (na Henoka etiopiana) dia apokrifa na pseodepigrafa ho an'ny ankamaroan'ny fiangonana fa deoterokanonika izy ho an'ny Fiangonana ortodoksa etiopiana. Torak'izany koa ny [[Bokin'ny Jobily]].
 
=== ApokalypsyApokalipsy apokrifa tamin'ny fotoan'ny Testamenta Vaovao na taoriany ===
Ireto avy ireo Apokalipsy tamin'ny fotoan'ny Testamenta Vaovao na taoriany :
* Apokalipsy voalohan'i Jakoba