Jakôba zanak' i Alfeo: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy vaovao: olona resahina ao amin'ny Baiboly
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nandamina kely
Andalana faha-1:
I '''[[Jakoba zanak'i Alfeo''']] dia isan'ireo mpianatr'i [[Jesosy|Jesoa]] roa ambin'ny folo lahy. Jiosy avy any Galilia izy. In'efatra mitranga ao amin'ny [[Testamenta Vaovao]] ny anarany.

== Ny anarany ==
Atao hoe ''Iάκωβος ὁ τοῦ Ἁλφαίου'' / ''Iakôbos o toû Alphaiou'' izy amin'ny teny grika. Tsy afangaro amin'i [[Jakoba zanak'i Zebedio]] i Jakoba zanak'i Alfeo. Atao hoe koa ''Jakoba Zandriny'' (na ''Jakoba Kely'') izy. Ny hoe ''Alfeo'' na ''Alphaios'' (grika) dia avy amin'ny anarana arameana hoe ''Alpai''. יעקב בן חלפי / ''Ya'akov ben Halfay'' ny fiantsoana azy amin'ny teny hebreo. Ny hoe ''Jakoba Zandriny'' na ''Jakoba Kely'' dia fandikana ny teny grika hoe ''Ἰάκωβος ὁ μίκρος / Iakōbos ho mikros'' (Marka 15.40). Marihina fa iandian-kevitra ny maha nanoratra epistily an'i Jakoba zanak'i Alfeo.
 
== Jereo koa: ==