Matio: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Andalana faha-10:
 
== I Matio araka ny Testamenta Vaovao ==
Voaresaka ao amin'ny Testamenta Vaovao i Matio ao amin'ny lisitr'ireo apostoly roa ambin'ny folo (Mat. 10.3; Mar. 3.18; Lio. 6.15). Misy andalana hafa izay milaza fa mpamory hetra no asany talohan'ny naha apostoly azy (Mat. 9.92; Mar. 2.13-14; Lio. 5.27-28). Voaresaka ao amin'ny [[Asan'ny Apostoly]] koa izy (Asa. 1.13).
 
Ampitovina amin'i Levy zanak'i Alfeo i Matio satria ity lehilahy ity dia atao hoe Matio koa ity lehilahy ity ao amin'ny Filazantsaran'i Matio nefa ireo andininy ao amin'ny [[Filazantsara araka an'i Marka|Filazantsaran'i Marka]] sy ny [[Fikazantsara araka an'i Lioka|an'i Lioka]] mitovy zavatra lazaina amin'io dia miantso azy hoe Levy. Ny Filazantsaran'i Marka dia miantso azy hoe Levy-Alfeo (Mar. 2.14).
 
Mpamory hetra tao Kapernaomy i Matio ary mety niandraikitra ny famoriana ny hetram-pampiasan-dalana aloa amin'i Heroda. Nahita fianarana ambony kokoa noho ireo apostoly mpanjono (i [[Petera]] sy i [[Andrea (apostoly)|Andrea]] sy i [[Jakoba anakzanak'i Zebedio|Jakoba]] zanak'i Zebedio ary i [[Jaona zanak'i Zebedio|Joany]] zanak'i Zebedio) i matioMatio. Tsy nitiavan'ny Jiosy azy io asa sahaniny io. Ny mpamory hetra diasatria heverin'ny Jiosy ho mpamadika ny mpiray tanindrazana na mpiasan'ny fanjakana romana mpibodo tany ny mpamory hetra.
 
== I Matio sy ny Filazantsara araka an'i Matio ==
 
=== Araka ny lovantsofina kristiana ===
Ny lovantsofina kristiana dia mampitovyMampitovy ny apostoly Matio amin'ilay olona nanoratra ny ''Evanjely araka an'i Matio'' ny lovantsofina kristiana. Araka ny soratr'i [[Ireneo avy any Smirna]] (grika: ''Εἰρηναῖος Σμυρναῖος / Eirênaĩos Smyrnaĩos'') (tamin'ny taonjato faha-2), tamin'ny fotoana nanamafisan'i [[Petera]] sy i [[Paoly (apostoly)|Paoly]] ny fiangonan'ny mpianatr'i Jesosy tao Roma (taona 60 na 61 eo ho eo), i Matio, izay nanambara ny Vaovaovaovao mahafalin'i Jesosy Kristy tamin'ireo "Hebreo" tany Palestina sy Siria, dia nasaina namintina an-tsoratra ny fiainana sy ny fampianaran'i Jesosy ka izany no niforonan'ny "endriky ny vaovao mahafaly voasoratra"<ref><small>Irénée, ''Adversus haereses'', III, 1, 1, trad. Rousseau, coll. « Sources chrétiennes », Cerf.</small></ref>.
 
Torak'izany koa ny ambaran'i [[Eosebio avy any Kaisaria]] tamin'ny taonjato faha-4: "I Matio dia nitoryNitory teny tamin'ny Hebreo aloha i Matio. Satria tokony handeha any amin'ny olona hafa koa izy, dia nankininy taminamin'ny soratra, natao amin'ny fiteny nitaizana azy, ny filazantsarany, izay misolo tena azy, ankoatr'izany, amin'ny alalan'ny soratra, ho an'ireo izay hilaozany"<ref><small>Eusèbe de Césarée, ''Histoire ecclésiastique'', éd. Bardy, Le Cerf, 2003, livre V, chap. VIII, <abbr>no</abbr> 2-4.</small></ref>. Eto i Eosebio dia miankina amin'ny tabtaratantara nataon'i [[Papiasy]] i Eosebio, izay nosoratana tamin'ny taona 120 eo ho eo, sady nanamarika an'izao: "Noho izany i Matio dia nanangona tamin'ny fiteny hebreo ireo teny (''logia'') [nataon'i Jesosy] aryi nyMatio tsirairay diaka nanao fivoasana an'izany ny tsirairay araka ny fahaizany (Ματθαῖος μὲν οὖν ἑβραΐδι διαλέκτῳ τὰ λόγια συνετάξατο, ἡρμήνευσεν δ' αὐτὰ ὡς ἧν δυνατὸς ἕκαστος) »7.8. Mbola araka an'i Eosebio ihany, i Pantena (taona 240 - 306 eo ho eo) manam-pahaizana ambony kristiana izay nitarika ny Akademian'i Aleksandria, dia nahita an'io Evanjely io tany amin'ireo India voasoratra tamin'ny abidia[[abidy hebreo]]. Io soara-tanam-piraketana io hono dia nentinNentin'ny apostoly [[Bartolomeo]] (na Bartelemy) hono io sora-tanana io ho an'ny mponina tany an-toranatoerana, izay nitahiry azy sahalaaminsahala amin'ny zava-tsarobidy<ref><small>Eusèbe de Césarée, ''Histoire ecclésiastique'', éd. Bardy, Le Cerf, 2003, livre V, chapitre X, <abbr>no</abbr> 3, <abbr>p.</abbr> 40</small></ref>. Izany no nihavian'ilay rijan-kevitra hoe "Matio hebreo", izany hoe evanjely amin'ny endriny voalohany indrindra nataon'ny apostoly Matio, nosoratany tamin'ny [[fiteny hebreo]] na [[Fiteny arameana|arameana]] sy nadika taty aoriana tamin'ny [[fiteny grika]].
 
Izany no nihavian'ilay petra-kevitra hoe "Matio hebreo", izany hoe evanjely voalohany nosoratan'ny apostoly Matio, nosoratana tamin'ny fiteny hebreo na arameana sy nadika taty aoriana tamin'ny fiteny grika. Tsy miombon-kevitra amin'io petrarijan-kevitra io ireo manam-pahaizana manokana satria tsy misy sisa tavela amintamin'izany soratra voalohany izany, araka ny ampahatsiahivin'i Élian Cuvillier (Frantsay mpanao heviteny sy teolojiana protestanta), izay milaza hoe: "Ankoatr' izany, mahavariana raha ny vavolombelona nanatri-maso (dia ny apostoly Matio) no mampiasa loharano faharoa (ny [[Filazantsara araka an'i Marka|Filazantsaran'i Marka]]) mba hanoratany ny fitantarany azy manokana"<ref><small>Élian Cuvillier, « L'Évangile selon Matthieu », in Daniel Marguerat (dir.), ''Introduction au Nouveau Testament : Son histoire, son écriture, sa théologie'', <abbr>p.</abbr> 90, Labor et Fides, 2008 (<nowiki>ISBN 978-2-8309-1289-0</nowiki>)</small></ref>.
 
=== Araka ny mpahay tantara ankehitriny ===
Raha ny momba ny Filazantsara araka an'i Matio kosa, "tsy ekena ankehitriny amin'ny ankapobeny ny maha soratry ny apostoly Matio azy" hoy i Élian Cuvillier<ref name=":0"><small>''Le Nouveau Testament commenté'', <abbr>coll.</abbr> « Labor et Fides », 2012, <abbr>p.</abbr> 22</small></ref>.
 
Milaza ireo mpanao hevi-teny fa ny mpanoratra dia Jiosy fiaviana. Milaza ny petra-kevitra ekena matetika fa nampiasa loharano roa ireo mpanoratra ny Filazantsara heverina fa an'i Matio: dia ny Filazantsara araka an'i Marka, izay angamba tamin'ny endriny taloha kokoa noho izay fantatsika, sy loharano tsy ahitana afa-tsy tenin'i Jesosy (''logia''), atao hoe "Loharano Q" (ny "Q" dia litera voalohany amin'ny teny alemàna hoe ''Quelle'' izay midika hoe "loharano"). Sahala amin'ireo filazantsara hafa nosoratana tamin'ny tapany faran'ny taonjato voalohany, zatra ny fiheverana jiosy ny mpanoratra. Maneho ny zava-misy niainana taorian'ny Fiokoana lehibe nataon'ny Jiosy (taona 66-73) ny endriky ny jodaisma izay voataratra avy aminy<ref name=":0" />.
 
== Jereo koa ==