Filipo (apôstôly): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Filipo ho Filipo (apostoly) i Thelezifor : Maro ny olona mitondra ny anarana hoe Filipo
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra sy nandamina
Andalana faha-1:
I '''Filipo''' dia isan'ireo [[Apostoly roa ambin'ny folo|mpianatr]]'i [[Jesosy]]. Mpianatr'i [[Jaona mpanao batisa|Jaona mpanao Batisa]] taloha izy. Izy ilay nanao hoe "Asehoy anay ny Ray". Atao

== hoe ''Φίλιππος / Philippos'' ioNy anarana io amin'ny teny grika.==
Ny anarana hoe ''Filipo'' dia fanagasiana ny anarana amin'ny teny grika hoe ''Φίλιππος / Philippos''.
 
== I Filipo araka ny Baiboly ==
Any amin'ny tananan'i Betsaida akaikin'i Galilia amoron'ny farihy Tiberiasy (na Tiberiada) no fiavian'i Filipo - sahala amin'i [[Petera]] sy i [[Andrea (apostoly)|Andrea]]. Mpianatr'i Joany Batista sahala amin'i Andrea koa izy talohan'ny haha apostolin'i Jesosy azy. Ny Filazantsaran'i Joany dia mitantara ny fomba niantsoan'i Jesosy azy sy ny nanehoany an'i Natanaela tamin'i Jesosy. Mety ho i [[Bartolomeo]] (na Bartelemy) io Natanaela.
 
I Filipo no nitenenan'i Jesosy talohan'ny nampitomboany ny isan'ny mofo (Joa. 6.5-7). Izy no nisehoan'ireo Jentilisa alohan'ny hanatonana an'i Jesosy (Jao. 12.21-22). Tamin'ny fiaraha-misakafo farany nataon'i Jesosy dia izy ilay nangataka tamin'i Jesosy ny hanehoana ny mpianatra ny Ray (Jao. 14.7-12).
 
== Jereo koa: ==