Joany Apôstôly: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Andalana faha-1:
I '''Jaona''' na '''Joany''' dia isan'ireo [[Apostoly roa ambin'ny folo|mpianatr]]'i [[Jesosy|Jesoa]] roa ambin'ny folo lahy. Atao hoe ''Joany zanak'i Zebedio'' koa izy sady rahalahin'i [[Jakoba zanak'i Zebedio]]. Mpanjono ny asany. Misy ny mpandinika mihevitra fa i Joany apostoly dia tsy iza fa i [[Jaona (evanjelistra)|Joany evanjelista]] ihany. Ao koa anefa ireo mandà izany. Fanampin'izany dia heverin'iretsy farany fa tsy olon-tokana no nanoratra ny [[Filazantsara araka an'i Jaona|Filazantsaran'i Jaona]].
 
== Ny anarany ==
Atao hoe ''Ἰωάννης'' / ''Iôannês'' io anarana io amin'ny teny grika fa, יהוחנן / ''Yehohānan'' kosa amin'ny teny hebreo fa ܝܘܚܢܢ ܫܠܝܚܐ / ''Yohanan Shliha'' kosa amin'ny teny aramana. Ataon'i Jesoa hoe ''Boanerges'' izy sy i Jakoba rahalahiny. Misy ny mpandinika mihevitra fa i Joany Apostoly dia tsy iza fa i [[Jaona (evanjelistra)|Joany evanjelista]] ihany. Ao koa anefa ireo mandà izany. Fanampin'izany dia heverin'iretsy farany fa tsy olon-tokana no nanoratra ny [[Filazantsara araka an'i Jaona|Filazantsaran'i Jaona]].
 
== I Joany apostoly araka ny Baiboly ==
Ao amin'ny Evanjely sinoptika i Jaona dia isan'ireo mpianatr'i Jesoa voatanisa aloha (Mar. 3.16-19; Mat 10.2-5; Lio 6.13-16) miaraka amin'i Jakoba Zokiny.
 
=== Araka ireo Filazantsara sinoptika ===
Mpanjono ao amin'ny farihy Tiberiada (na Tiberiasy na Galilia na Genesareta) izy nefa nandao ny haratony fa hanaraka an'i Jesoa sahala amin'i Petera sy i Andrea (Mar 1.16-20; Mat 4.18-22; Lio 5.1-11). Araka ny Evanjelin'i Marka dia nomen'i Jesoa ny anarana hoe Boanergesy ("zana-baratra") izy sy i Jakoba rahalahiny. (Mar 3.17).
Ao amin'ny [[Filazantsara synoptika|Evanjely sinoptika]] i Jaona dia isan'ireo mpianatr'i Jesoa voatanisa aloha (Mar. 3.16-19; Mat. 10.2-5; Lio. 6.13-16) miaraka amin'i Jakoba Zokiny.
 
Mpanjono ao amin'ny farihy Tiberiada (na Tiberiasy na Galilia na Genesareta) izy nefa nandao ny haratony fa hanaraka an'i Jesoa sahala amin'i [[Petera]] sy i [[Andrea (apostoly)|Andrea]] (Mar. 1.16-20; Mat. 4.18-22; Lio. 5.1-11). Araka ny [[Filazantsara araka an'i Marka|Evanjelin'i Marka]] dia nomen'i Jesoa ny anarana hoe Boanergesy ("zana-baratra") izy sy i Jakoba rahalahiny. (Mar. 3.17).
I Petera sy i Jakoba ary i Joany dia niaraka tamin'i Jesoa teo an-tendrombohitra tamin'ny fotoan'ny fiovan-tarehy (Mar 9.2; Mat 17.1; Lio 9.28).
 
I Petera sy i [[Jakoba zanak'i Zebedio|Jakoba]] ary i Joany dia niaraka tamin'i Jesoa teo an-tendrombohitra tamin'ny fotoan'ny fiovan-tarehy (Mar. 9.2; Mat. 17.1; Lio. 9.28).
I Joany dia isan'ireo mpianatra niaraka tamin'i Jesoa tamin'ny fanasitrranana ny renin'i Petera (Mar 1.29) sy ny fanasitranana ny zanakavavin'i Jairo lehiben'ny sinagoga (Mar 5.37; Lio 8.51).
 
I Joany dia niditraisan'ireo an-tsehatrampianatra niaraka tamin'nyi anaranJesoa tamin'ireony mpianatrafanasitranana izayny nisakanarenin'i olonaPetera iray(Mar. hanao1.29) fahagaganasy amin'ny anaranfanasitranana ny zanakavavin'i JesoaJairo lehiben'ny sinagoga (Mar. 95.3837; Lio. 98.4951).
 
I Joany dia niditra an-tsehatra tamin'ny anaran'ireo mpianatra izay nisakana olona hanao fahagagana amin'ny anaran'i Jesoa (Mar. 9.38; Lio. 9.49)
I Jakoba sy i Joany izay samy zanak'i Zebedio dia nangataka ny mba hipetraka eo akaikin'i Jesoa rehefa tonga amin'ny voninahiny i Jesoa ka nahatezitra ny mpianatra sisa izany (Mar 10.35-45).
 
I Jakoba sy i Joany, izay samy zanak'i Zebedio, dia nangataka ny mba hipetraka eo akaikin'i Jesoa rehefa tonga amin'ny voninahiny i Jesoa ka nahatezitra ny mpianatra sisa izany (Mar. 10.35-45).
I Petera sy i Jakoba ary i Andrea dia nanontany an'i Jesoa teo amin'ny Tendrombohitra Oliva (Mar 13.3) ary nanambara tamin'i Petera sy i Jakoba ary i Jaona izay natory ny fanahiany i Jesoa (Mar 14.33<small>)</small>.
 
I Petera sy i Jakoba ary i Andrea dia nanontany an'i Jesoa teo amin'ny Tendrombohitra Oliva (Mar. 13.3) ary nanambara tamin'i Petera sy i Jakoba ary i JaonaJoany izay natory ny fanahiany i Jesoa (Mar. 14.33<small>)</small>.
 
=== Araka ny Asan'ny Apostoly ===
"Ary rehefa tafiditra izy, dia niakatra ho any an-trano ambony, izay fitoerany, - dia Petera sy Jaona sy Jakoba sy Andrea, Filipo sy Tomasy, Bartolomeo sy Matio, Jakoba zanak'i Alfeo, sy Simona Zelota ary Jodasy, zanak'i Jakoba" (Asa 1.13).
 
Nanatrika ny nanasitranan'i Petera lehilahy malemy tongotra mpipetraka eo amin'ny vavahady Itsaraendrika fidirana ao amin'ny Tempoly i Joany teo amin'ny vavahady ka nidera an'Andriamanitra. Nahavory vahoaka betsaka izy ireo tamin'izany (Asa 3.1-11).
 
Nisambotra an'i Petera sy an'i Joany ny mpisorona be sy ny Sadoseo noho izy ireo nanao fahagagana tamin'ny anaran'i Jesoa ka nitondra azy teo anatrehan'ny Sinedriona (Asa 4.1-19).
 
Nalefa tany Samaria izay efa nitoriana ny filazantsara i Petera sy i Joany ka nametra-tanana tamin'ny olona mba hilatsahan'ny [[Fanahy Masina]] (Asa 8.14-25).
 
=== I Joany apostoly sy ny Filazantsaran'i Joany ===
Ny tsy fahitana ao amin'ny [[Filazantsara araka an'i Jaona|Evanjelin'i Joany]] ireo sombin-tantara andraisan'i Joany zanak'i Zebedio anjara ao amin'ny Evanjely sinoptika, toy ny fananganan-ko velona ny zanakavavin'i Jairo na ny fiovan-tarehy teny an-tendrombohitra, dia mampanontany tena ny amin'i tenan'i [[Jaona (evanjelistra)|Joany avanjelista]].
 
== Ireo soratra lazaina fa asan-tanan'i Jaona apostoly ==
Ny lovantsofina kristiana dia manao an'i Joany apostoly ho nanoratra ny Evanjelin'i Joany. Izany lovantsofina izany dia mampitovy an'ilay "mpianatra tian'i Jesoa" amin'i Jaona avanjelista. Lazaina koa fa i Jaona apostoly no nanoratra ireo boky mamorona ny atao hoe "tahirin-tsoraratr'i Joany", dia :
 
* ny [[Filazantsara araka an'i Jaona|Evanjely araka an'i Joany]],
* ny [[Epistily voalohany nosoratan'i Jaona|Taratasy voalohany nosoratan'i Joany]],
* ny [[Epistily faharoa nosoratan'i Jaona|Taratasy faharoa nosoratan'i Joany]],
* ny [[Epistily fahatelo nosoratan'i Jaona|Taratasy fahatelo nosoratan'i Joany]],
* ny [[Apokalypsin'i Jaona|Apokalipsin'i Joany]].
 
Mpikaroka maro anefa no manohitra ny maha nanoratra evanjely an'i Joany sy ny maha olon-tokana ny nanoratra ireo boky ao amin'ny tahirin-tsoratra'i Joany. Ny mpahay tantara sasany dia milaza fa ny nanoratra ny Evanjelin'i Joany dia i Joany ilay Zokiolona nefa tsy eken'ny mpikaroka hafa izany.
 
== Jereo koa: ==