Joany Apôstôly: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy vaovao: olona resahina ao amin'ny Baiboly
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Andalana faha-1:
I '''Jaona''' na '''Joany''' dia isan'ireo [[Apostoly roa ambin'ny folo|mpianatr]]'i [[Jesosy|Jesoa]] roa ambin'ny folo lahy. Atao hoe ''Joany zanak'i Zebedio'' koa izy sady rahalahin'i [[Jakoba zanak'i Zebedio]]. Mpanjono ny asany.

== Ny anarany ==
Atao hoe ''Ἰωάννης'' / ''Iôannês'' io anarana io amin'ny teny grika fa יהוחנן / ''Yehohānan'' kosa amin'ny teny hebreo. AtaoAtaon'i Jesoa hoe ''Jaona zanak'i ZebedioBoanerges'' koa izy sadysy rahalahin'i [[Jakoba zanak'i Zebedio]]. Mpanjono ny asany. Atao hoe ''Boanerges'' izy roa ireorahalahiny. Misy ny mpandinika mihevitra fa i JaonaJoany Apostoly dia tsy iza fa i [[Jaona (evanjelistra)|JaonaJoany Evanjelistaevanjelista]] ihany. Ao koa anefa ireo mandà izany. Fanampin'izany dia heverin'iretsy farany fa tsy olon-tokana no nanoratra ny [[Filazantsara araka an'i Jaona|Filazantsaran'i Jaona]].
 
== I Joany apostoly araka ny Baiboly ==
Ao amin'ny Evanjely sinoptika i Jaona dia isan'ireo mpianatr'i Jesoa voatanisa aloha (Mar. 3.16-19; Mat 10.2-5; Lio 6.13-16) miaraka amin'i Jakoba Zokiny.
 
Mpanjono ao amin'ny farihy Tiberiada (na Tiberiasy na Galilia na Genesareta) izy nefa nandao ny haratony fa hanaraka an'i Jesoa sahala amin'i Petera sy i Andrea (Mar 1.16-20; Mat 4.18-22; Lio 5.1-11). Araka ny Evanjelin'i Marka dia nomen'i Jesoa ny anarana hoe Boanergesy ("zana-baratra") izy sy i Jakoba rahalahiny. (Mar 3.17).
 
== Jereo koa: ==