Jakôba zanak' i Zebedeo: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanisy sary
Andalana faha-1:
[[Sary:Guido Reni - Saint James the Greater - Google Art Project.jpg|vignette|''I Jakoba Zokiny'' - nataon'i Guido Reni tanelanelan'ny taona 1636 sy 1638. ]]
I '''Jakoba zanak'i Zebedio''' dia iray amin'ireo [[Apostoly roa ambin'ny folo|mpianatr'i]] Jesoa roa ambin'ny folo lahy. Jiosy avy any Galilia izy. Rahalahiny i [[Jaona apostoly|Joany apostoly]].
 
== Ny anarana ==
Atao hoe koa ''Jakoba Zokiny'' (na ''Jakoba Lehibe'') izy sady rahalahin'i JaonaJoany zanak'i Zebedio. ''Ἰάκωβος / Iakôbos'' no fiantsoana azy amin'ny teny grika. יַעֲקֹב‬ /''Yaʿqob'' no fiantsoana azy amin'ny [[Fiteny hebreo|teny hebreo]]. Izy roalahyroa lahy ireo dia antsoina koa hoe ''Boanergés'' izay midika hoe "zana-baratra". Tsy afangaro amin'i [[Jakoba zanak'i Alfeo]] i Jakoba zanak'i Zebedio. Tsy nanoratra epistily i Jakoba zanak'i Zebedio. Tsy izy no nanoratra ny [[Epistily nosoratan'i Jakoba|Epistilin'i Jakoba]].
 
== I Jaona zanak'i Zebedio araka ny Baiboly ==