Fiteny kôpta: Fahasamihafan'ny versiona

Aucun changement de taille ,  il y a 5 ans
k
Tsipelina
(Fiteny ao Ejipta)
 
k (Tsipelina)
Ny [[fiteny kopta]] dia fiteny hamito-semitika avy amin'ny fiteny egiptiana tranainy izay avy amin'ny fiteny demotika sy grika tranainy. Izy no fiteny ampiasaina amin'ny fotoam-pivavahana ao amin'ny fiangonana kristiana ao Egipta atao hoe [[Kopta (mponina)|Kopta]] ihany koa. Avy amin'ny teny grika hoe Αἰγύπτιος / ''Aigúptios'' izay midika hoe "Egiptiana" ny teny koe ''kopta.'' miseho amin'ny endrika fitenim-paritra maro ny fiteny kopta ka isan'izany ny fitenim-paritra bohairika, ny sahidika, ny faiomika, ny oksirinkita (na egiptiana antenantenany), ny akmimika ary ny likopolitana (na sobakmimika). Ireo tahorintahirin-tsoratra hita tao Nag Hammadi, ohatra, dia tamin'ny fiteny kopta sahidika tranainy.
38 730

modifications