Fikambanana Apokalypsy eto Madagasikara: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy "apokalypsy"
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Andalana faha-1:
Ny '''Fiangonana Apokalypsy eto Madagasikara''' dia fiangonana natsangan'i [[Pasitera]] [[Mailhol André Christian Dieu Donné]] tamin'ny taona [[1998]]. Mifototra manokana amin'ny fanazavana sy fampianarana ny misiterin'ny <strong>bokin'ny [[Apokalypsin'i Jaona|Apokalypsy]]</strong> ny fikambanana.
 
Roa lahy tamin'ny voalohany ny mpianatra ary avy eo nihitatra tamin'ny [[olona]] maro be manerana an'i [[Madagasikara]].
Miavaka koa izy amin'ny fanalana [[devoly]] amin'ny alalan'ny fanondrona amin'ny fanondro sy ny faminaniana navoakan'ny Pasitera Mailhol : fialan'ny Prezida [[Ratsiraka Didier Ignace|Ratsiraka]] eo amin'ny fitondrana, fiverenany teo amin'ny fitondrana, fametrahan'ny [[FFKM]] an-d[[Ravalomanana Marc|Ravalomanana]] eo amin'ny fitondrana, fanonganampanjakana amin'ny [[2009]], fitondrany ny fanjakana aorian'ny [[2013]], anisan'ny mampiavaka ny [[Fiangonana]] Apokalypsy ihany koa ny fanazavana momban'ny andro nahafatesan'i [[Jesoa na Jesosy|Jesosy Kristy]] dia ny antsasaky ny herin'andro ([[alarobia]]) araka ny fanazavan'ny Pasitera Mailhol.
 
== Tranokala ==
[http://mg-mg.apocalypse-mada.org/ SwwiteSite webn'ny apokalypsyApokalypsy]
 
[[sokajy:Fiangonana ao Madagasikara]]