Torah: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Andalana faha-1:
Ny '''Torah''', izay midika hoe "lalàna", dia fitambaran’ireo boky dimy voalohany ao amin’ny Baiboly amin'ny teny hebreo ([[Tanakh]]). Izy no fizaràna voalohany ao amin'ny Tanakh -, eo alohan'ny [[Nevi'im]] sy ny [[Ketuvim]]. Atao hoe "Boky dimin'i mosesyMosesy" izy ireo. Ao amin'ny [[Baiboly]] kristiana ireto ireo boky ireo : ny [[Bokin'ny Genesisy|Genesisy]] sy ny [[Bokin'ny Eksodosy|Eksodosy]] sy ny [[Bokin'ny Levitikosy|Levitikosy]] sy ny [[Bokin'ny Nomery|Nomery]] ary ny [[Bokin'ny Deoteronomia|Deoteronomia]]. Ny fitambaran’ireo no tondroina amin’ny hoe [[Pentateoka]] na [[Boky dimin'i Mosesy|Boky dimin’i Mosesy]] ao amin’ireo asa soratra kristiana.
 
== Fiforonan-teny ==