Bokin' ny Ohabolana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Fizaràn'ny boky sy fanatsarana hafa
Andalana faha-1:
[[Sary:Dore Solomon Proverbs.png|vignette|''Manoratra ohabolana i Solomona'', nataon'i Gustave Doré, 1866]]
Ny '''''Bokin'ny Ohabolana''''' na '''''Ohabolana''''' dia boky ao amin'ny [[Baiboly]], ao amin'ny [[Testamenta Taloha]], izay tafiditra ao amin'ireo boky atao hoe Soratra masina (Hagiografa) na [[Ketuvim]] (na Ketubim) ao amin'ny Baiboly jiosy na [[Tanakh]]. AhitanaNy tenyBokin'ny mirakitraOhabolana fahendrenadia nentinfanangonam-drazanapitenenana aoizay toynampiasaina nyteo oha-pitenenanaamin'i fohifohyIsraely isan-karazanytany syaloha [[tononkalo]]mba koa izay mahakasikahampianarana ny fitondran-tena araka anvahoakan'Andriamanitra syny fitsikeranafomba nytokony fisainanahiainany ratsyao mbaminamin'ny asa ratsy ary maneho ny vokatr'izanyfahamarinana.
 
Nosoratana hanana endrika tononkalo ny ohabolana, sahala amin'ny [[salamo]]. Ahitana teny mirakitra fahendrena nentin-drazana ao toy ny oha-pitenenana fohifohy isan-karazany sy [[tononkalo]] koa izay mahakasika ny fitondran-tena araka an'Andriamanitra sy fitsikerana ny fisainana ratsy mbamin'ny asa ratsy ary maneho ny vokatr'izany.
== Fiforona-teny ==
 
Ny teny hoe ''Ohabolana'' dia teny malagasy nenti-nandika ny teny hebreo hoe ''Míshlê'' izay midika hoe "fanoharana" na "ohabolana". Atao hoe ''Míshlê Shlomoh'' io bo
Isan'ireo lohahevitra voizin'y Bokin'ny Ohabolana ny maha fanomezana avy amin'Andriamanitra ny fahendrena, dia ny fahendrena izay tokony hananan'ny olona amin'ny fotoana sy toerana rehetra sy amin'ny sehatra rehetra. Ampianariny ny tokony hanaovana sy hitiavana ny rariny sy ny fanetren-tena ary ny fananana toetra mahatoky. Tsy manavaka saranga ny ohabolana fa mahakasika ny sokajin'olona rehetra.
ky io ao amin'ny Tanakh, izany hoe "Fanoharan'i [[Solomona]]" na "Ohabolan'i Solomona". Amin'ny teny latina izy dia atao hoe ''Liber proverbiorum'' na ''Proverbia''. Amin'ny teny grika kosa dia ''Paroimai Paroimiae'' na ''Paroimia''. Marihina fa niala ny fisian'ny anaran'i Solomona ao amin'ny lohatenin' ny boky.{{Testamenta Taloha}}
 
== Anaran'ny boky ==
kyNy teny hoe ''Ohabolana'' dia teny malagasy nenti-nandika ny [[Fiteny hebreo|teny hebreo]] hoe ''Míshlê'' izay midika hoe "fanoharana" na "ohabolana". Atao hoe ''Míshlê Shlomoh'' io boky io ao amin'ny Tanakh, izany hoe "Fanoharan'i [[Solomona]]" na "Ohabolan'i Solomona". Amin'ny teny latina izy dia atao hoe ''Liber proverbiorum'' na ''Proverbia'' (ao amin'ny [[Volgata]]). Amin'ny teny grika kosa dia ''Paroimai Paroimiae'' na ''Paroimia'' (ao amin'ny [[Septoaginta|Sptoaginta]] na Sptanta). Marihina fa niala ny fisian'ny anaran'i Solomona ao amin'ny lohatenin' ny boky.{{Testamenta Taloha}}amin'ny Baiboly maro.
 
== Ny fanoratana ny Ohabolana ==
Ny ankamaroan'ireo ohabolana ao amin'ny boky dia lazain'io boky io fa nosoratan'i [[Solomona]] (Oha. 1.1; 10.1; 25.1), ary ny sasany nataon'i Agora (Oha. 30.1) sy ny mpanjaka Lemoela (Oha. 31.1).
 
== Fizaràn'ny Boky ==
Azo zaraina dimy ny Bokin'ny Ohabolana araka ny olona voalaza fa nanoratra azy:
 
* Hafatrafatry ny Fahendrena (1.1 -- 9.18);
 
* Ohabolan'i Solomona, andiany voalohany (10.1 -- 22.16);
 
* Ohabolan'ny Olonkendry (22.17 -- 24.34);
 
* Ohabolan'i Solomona, andiany faharoa (25.1 -- 29.27);
 
* Ohabolana avy ivenan'i Israely (30.1 -- 31.31).
 
Toy izao ny antsipiriany amin'izany:
 
=== Hafatrafatry ny Fahendrena (1.1 -- 9.18) ===
Teny fampidirana: miaina araka ny Fahendrena (1.1-7)
 
Famporisihana hikatsaka ny Fahendrena (1.8 - 7.27)
 
Fiderana ny Fahendrena (8.1-35)
 
Ny hadalana ampitahaina amin'ny Fahendrena (9.1-18)
 
=== Ohabolan'i Solomona, andiany voalohany (10.1 -- 22.16) ===
 
=== Ohabolan'ny Olonkendry (22.17 -- 24.34) ===
 
=== Ohabolan'i Solomona, andiany faharoa (25.1 -- 29.27) ===
 
=== Ohabolana avy ivenan'i Israely (30.1 -- 31.31) ===
Ohabolan'i Agora (30.1-33)
 
Ohabolan'ny mpanjaka Lemoela (31.1-9)
 
Ohabolana manaraka [[Abidy hebreo|abidy]]: vhivavy hendry (31.10-31){{Testamenta Taloha}}
== Jereo koa ==
* [[Bokin'i Joba|Joba]],