Fiteny arabo: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Legobot (dinika | fandraisan'anjara)
k Bot: Migrating 184 interwiki links, now provided by Wikidata on d:q13955 (translate me)
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Andalana faha-8:
Ny [[fiteny arabo]] dia fiteny semitika izay tenenina ao avaratr'i [[Afrika]] ary any [[Azia Andrefana]]. Io fiteny io dia anisan'ny fiteny ofisialin'ny [[Firenena Mikambana]] ary ny fiteny ofisialy tokan'ny [[Liga Arabo]]. Raha atambatra ny olona miteny arabo eo amin'ny firenena rehetra izay lazaina fa miteny arabo ofisialy, da eo amin'ny 240 tapitrisa eo ho eo ny isan'ny mpiteny arabo.
 
Ny fiparitahan'ny teny arabo ankehitriny dia avy amin'ny hery ara-tafiky ny mozilmana izay tonga nanaparitaka ny isilamo ary ny finiavan'ny kalifa (izay mibaiko ny mpino) ary ny mpino manaparitaka ny finoana isilamika eran'ny tany. Ny boky masin'ny isilamo[[Silamo]] dia ny Qur[[Kor'an (koràna)any]] izay nosoratana tamin'ny teny arabo no manome lanja ny fiteny arabo eo anivon'ny mponina mozilmana eran'ny tany.
 
Noho ny fiparitahan'ny fiteny arabo dia samihafa ny fiteny an-tsoratra ary ny fiteny tenenina. Ao amin'ny fiteny an-tsoratra dia ahitana ny arabo klasika (arabo talohan'ny koràna, arabon'ny korànaKor'any ary arabo taorian'ny korànaKor'any), ary ny arabo ankehitriny. Ny atao hoe arabo tenenina na arabo an-toerana dia ny fitenim-paritra rehetra.
 
== Jereo koa ==