Kor'any: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Korana ho Kor'any i Thelezifor : Atao amin'ny fanoratan'ny Silamo malagasy azy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k "Kor'any" fa tsy "Kour'any": atao gasy
Andalana faha-2:
 
=== Famaritana azy ===
* Ny boky manan-kaja Al Kor’any (القرآن‎‎) dia, midika hoe: Ilay fivakiana (matetika). Io boky io dia, boky fototra manazava ny finoana [[Silamo]] dia, mbola amin’ny [[fienyfiteny arabo]], tenindrazan’Ilay mpaminany nitondra azy. Ary mbola amin’ny fieny arabo hatramin’izao.
 
=== Tsy niharam-panovana ===
* Ny boky manan-kaja Al Kor'any dia, mbola tsary niharan'ny fanovana. Na ny fomba famakiana azy na ny fomba fanazavana azy na ny fomba fampiharana azy dia mbola hita mazava tsara ary voatahiry avy amin’ny alalan’ny boky mirakitra ny tenin’Ilay mpaminany nitondra azy: Hadith Sahih. Al Kour’anyKor’any, boky izay manana fomba famakiana azy miisa fito. Amin’ny feo manaitra sy lalim-paka ary na dia, tsy fantatrao azy ny zavatra teneniny dia, efa resilahatra sahady ianao aminy. Voasariky ny feo izay miditra sy mamakivaky ny fanahinao ianao ary mandrotsaka ny ranomasonao amin’ny fomba mahagaga. Al Kor’any boky manan-kaja tsy misy toa azy. Ahitana ny lafin’ny fiainana rehetra. Na ara-piarahamonina izany, na ara-pivavahana izany, na ara-pitondrana izany, na ara-piarovana izany dia, voalahadahatra ao anatiny.
 
=== Boky tsy manavaka ny olona hiantefany ===