Ady Lehibe Faharoa: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanitsy tsipelina sy nanolo teny sasany
Marika: Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-87:
==== Sehatr'ady andrefana (1940) ====
==== Sehatr'adin'i Balkana (1941) ====
 
==== Sehatr'adin'i Pasifika sy ny lavitra atsinanana (1941) ====
Tia hamaly mafy ny fanitsahan'i Frantsa tamin'i Siam tamin'ny 1893 ary 1904 an'i Tailandy ary lasa nanafika ny Indôsina frantsay ny tafika tailandey, izay nahatonga ny ady frantsay-tailandey. Tsy nisy ny tena naharesy, ary i Japana izay efa tao avaratr'i Indôsina no nandidy tamin'ny Septambra 1940, ary izay nanome ny singan'i Laos sy ampahan'i Kambodia. Tamin'ny 7 Desambra 1941, lasa nanafika an'i Etazonia ny Empiran'i Japana izay miara-miasa amin'i Alemaina nanomboka tamin'ny taona 1936 ary miady amin'ny Repoblikan'i Sina, izay tsy mbola niditra an'ady. Rava tao Pearl Harbor  ny ankamaroan'ny hery an-dranomasin'i Etazonia tao amin'ny Ranomasimbe Pasifika. Nandritra izany fotoana izany dia natomboka ny fanafihana an'i Malezia Britanika. Lasa nanafika ny Commonwealth an'i Filipina ary ny India Atsinanana Nerlandey ny tafika imperialy japoney.