Jôba: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Fanitsiana tsipelina sy fandaminana
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tipelina
Andalana faha-16:
Izao no voasoratra ao amin'ny Koràna:
 
"Tsarovy koa i Aioba mpanompontsika, tamin'ny nanaovany izao teny izao tamin'ny Tompony: Nataon'i Satana reraky ny aretina maro sy ny fampijaliana aho. Nisy feo niteny mafy taminy hoe: Kapohy amin'ny tongotrao ny tany. Dia nataony izany, ka nisy loharano nifantsitsitra. Hataonao hidiovana io rano io; mangatsiatsiaka io, ary hisotro aminy ianao. Naverintsika aminy ny ankohonany, sady nampiatsikanampiantsika mitovy amin'izay nisy teo. Porofon'ny famindram-pontsika izany sady fampitandremana ho an’ny olona manan-tsaina (''Ny Koràna'', « Sad », 38.40-44).
 
== Fanamarihana: ==