Bokin' ny Salamo: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanisy sary
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanampy
Andalana faha-7:
 
== Lohahevitra ==
Tsy hira fiderana ranofotsiny anefa no hita ao amin'ny ''Salamo'' fa misy ihany koa ny hira miompana amin'ny lohahevitra hafa. Ireto avymisy ohatra amin'ireo lohahevitra hita ao:
 
* salamo fiderana an'Andriamanitra,
* salamo fitarainan'olon-tokanafiderana aminan'Andriamanitra (ohatra: faha-105),
* salamo fitarainan'olon-tokana amin'Andriamanitra (ohatra: faha-13),
* salamo fitarainan'ny vahoaka amin'Andriamanitra,
* salamo finoana anny herin'Andriamanitra (ohatra: faha-47),
* salamo fisaorana an'Andriamanitra,
* salamo fiderana ataonatao ho an'ny mpanjaka (ohatra: faha-72),
* salamo hanhoana ny fitiavana an'i Jerosalema (ohatra: faha-122)
* ary salamom-pahendrena.
* salamo fankalazana andro firavoravoana (ohatra: faha-126)
* ary salamom-pahendrena sy fampianarana (ohatra: voalohany).
{{Testamenta Taloha}}
Ny salamo tsirairay ao amin'ny Baiboly dia tsy natokotoko fa nalahatra. Tsy fiteny, ohatra, ny hoe "Salamo toko faha-10" fa ny hoe "Salamo faha-10" no fiteny. Ny tsirairay amin'izay tokony ho natao hoe "toko" no atao hoe "salamo".