Epistily ho an' ny Rômana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Namafa teny tsy ilaina
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Andalana faha-8:
 
== Famintinana ==
Nanoratra ity taratasy ity i Paoly mba hampahafantarany ny tenany sy ny hafany amin'ny fiangonana any Roma. Mbola tsy nandeha tany amin'ity tanàna malaza ity izy, nefa maro ny Kristiana izay efa fantany anarana sady maniry ny hamangy azy ireo tsy ho ela izy. Manambara amin'izy ireo i Paoly fa izy dia apostoly voafidy hitory ny vaovao mahafaly izy. Ka ny hafatra ambarany dia ny hoe: "Fa tsy menatra ny filazantsara aho; fa herin'Andriamanitra ho famonjena izay rehetra mino izany, amin'ny [[Jiosy]] aloha, dia vao amin'ny [[Jentilisa]] koa." (Rom. 1.16). Mampahatsiahy ny mpamaky i Paoly fa efa nanota avokoa ny olona rehetra dia efa nanota avokoa sady tsy manana ny voninahitr'Andriamanitra (Rom. 3.23). Mamaly izao fanontaniana izao ity epistily ity: Ahoana no haneken'Andriamanitra antsika''?'' Satria ny Jiosy tsy nanaja ny Lalàn'i Mosesy; ary ny Jentilisa tsy nanaiky hino izay zavatra lazaina ny amin'Andriamanitra na dia efa niteny taminy tamin'ny fomba maro samihafa aza Andriamanitra.
 
== Fizaran'ny boky ==
Andalana faha-20:
* Fiainam-baovao ho an'ny olona nohamarinina (5.1-21)
* Ny fiainana miaraka amin'i Kristy (6.1 - 7.25)
* Ny fiainan'ny mino ao amin'ny [[Fanahy Masina|Fanahin'Andriamanitra]] (8.1-39)
 
=== Firenena voafidin'Andriamanitra i Israely (9.1 - 11.34) ===
Andalana faha-27:
* Tsy lavin'Andriamanitra ny olony (11.1-34)
 
=== Ny fitondranFitondran-tena kristiana sy teny fiarahabana manokana (12.1 - 16.27) ===
* Ny fomba iainan'ny mpino ny fiainam-pitiavana (12.1 - 15.13)
* Teny famaranana sy fiarahabana isan'olona (15.14 - 16.27)