Ray Apôstôlika: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Olona ao amin'ny tantaran'ny fiangonana kristiana
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Andalana faha-1:
Ny [[Ray Apostolika|Ray apostolika]], ho an’ny Kristiana, dia ireo mpianatra sy mpandimby ny [[Apostoly roa ambin'ny folo|Apostoly roa ambin’ny folo]]. Isan'ny [[Rain'ny Fiangonana|Rain'ny fiangonana]] ny Ray apostolika. Ireo mpanoratra literatiora kristiana tamin’ny fiteny grika sady maty maritiry ihany ary ireo tena nalaza tamin’ny taonjato voalohany su faha-2 no tondroina indrindra amin’ny hoe ''Ray apostolika''. Ny soratr’izy ireo dia tsy nampidirina ho isan’ny boky ao amin’ny [[Baiboly]] nefa heverina fa fitohizan’ny soratr’ireo apostoly mamorona ny kanonan’ny [[Testamenta Vaovao]] sady loharano saro-bidy amin’ny fahafantarana ny tantaran’ny fiangonana. Isan’ny atao hoe nosoratan’ireo ray apostolika ny ''Didakhê'' (Fampianaran’ireo Apostoly roa ambin’ny folo) nafa tsy fantatra izay nanoratra azy.