Abidy hebreo: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Fanitsiana vitsy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Andalana faha-4:
 
== Ny litera ao amin’ny abidy hebreo ==
Miisa 22 ny litera ao amin’ny abidy hebreo ka renisoratra avokoa izy ireo. Izany abidy tsy misy zanatsoratra izany no atao hoe Abjady[[abjady]] (Abjadabjad). Tsy ny abidy hebreo ihany no abjady fa ao koa ny abidy arabo sy siriaka. Abjady koa ireo abidy nipoiran'ireo dia ny abidy foinikiana (fenisiana) sy arameana (aramiana) ary ny abidy ogaritika.
 
=== Ny anarana sy ny fanoratana ny litera hebreo ===