Rain' ny Fiangonana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy momba ny tantaran'ny Kristianisma
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy sy fandaminana
Andalana faha-1:
Ny [[Rain’nyRain'ny Fiangonana]] dia ireo mpanoratra kristiana teo anelanelan’ny taonjato faha-2 sy faha-7 izay nanao fampianarana nanana ny fahefany izay mbola tanana hatramin’izao. Fepetra efatra no namaritan’ny Fiangonana ny mpanoratr’ireo taonjato ireo izay mendrika ny hahazo ny anaram-boninahitra hoe Rain’ny Fiangonana:
 
- * olona niaina tamin’ny vanimpotoana voalohandohan’ny Fiangonana;
- niaina tanaty fahamasinana;
 
- nanao asa soratra tsy ahitana fahadisoam-pampianarana sady misy fampahafantarana sy fanamarinana mafonja ny fampianaram-pinoana kristiana;
- * olona niaina tanaty fahamasinana;
- nahazo ny fankatoavan’ny Fiangonana.
 
Ankoatr’izany dia natao hoe nanana fifandraisana voaporofo tamin’ireo Apostoly ny Rain’ny Fiangonana na azo inoana ho izany tokoa ka ny sasany amin’izy ireo dia atao hoe Ray Apostolika. Ny Mpanoratra skolastika no nandimby ny Rain’ny Fiangonana.
- * olona nanao asa soratra tsy ahitana fahadisoam-pampianarana sady misy fampahafantarana sy fanamarinana mafonja ny fampianaram-pinoana kristiana;
 
- * olona nahazo ny fankatoavan’ny Fiangonana.
 
Ankoatr’izany dia natao hoe nanana fifandraisana voaporofo tamin’ireo Apostoly ny Rain’ny Fiangonana na azo inoana ho izany tokoa ka ny sasany amin’izy ireo dia atao hoe [[Ray Apostolika]]. Ny Mpanoratra skolastika no nandimby ny Rain’ny Fiangonana.
 
== Jereo koa: ==
 
* [[Apostoly]]