Asan' ny Apôstôly: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Taona nanoratana
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''''Asan'ny Apostoly''''' dia boky fahadimy ao amin'ny [[Testamenta Vaovao]]. ''Πράξεις των Αποστόλων'' (Prakseis tôn Apostolôn) ny anarany amin'ny teny grika. A''ctus Apostolorum'' kosa amin'ny teny latina. Ny ''Asan'ny Apostoly'' dia mitantara ny fiainan'ny fiangonana kristiana tany am-piandohana. Tohin'ny ''[[Filazantsara araka an'i Lioka]]'' izy. Teo anelanelan'ny taona 60 sy 100 no nanoratana azy. Eo anelanelan'ireo [[Filazantsara]] sy ireo [[Epistily]] no misy azy.
 
== Jereo koa ==