Epistily nosoratan' i Jakôba: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Anaran'ny boky
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Taona nanoratana
Andalana faha-1:
Ny '''''Epistily nosoratan'i Jakoba''''' na '''''Jakoba''''' dia boky ao amin'ny [[Baiboly]] ao amin'ny [[Testamenta Vaovao]] izay isan'ireo atao hoe [[epistily]]. Mitonon-tena ho i Jakoba ny mpanoratra azy ary nosoratany "ho an'ny foko roa ambin'ny folo" izany. Atao hoe Epistily Katolika io epistily io noho izy tsy natokana ho ana fiangonana iray fa ho an'ny fiangonana sy ny olona rehetra. Tokony ho teo anelanelan'ny taona 49 sy 132 no nanoratana azy.
 
== Ny anaran'ny boky ==