27 962
modifications
k (Anaran'ny boky) |
(Taona nanoratana) |
||
Ny '''''Epistily ho an'ny Kolosiana''''' na '''''Kolosiana''''' dia boky hita ao amin'ny [[Baiboly]], ao amin'ny [[Testamenta Vaovao]] izay isan'ny atao hoe [[epistily]]. Taratasy nalefan'ny Apostoly Paoly ho an'ny fiangonana kristiana tany Kolosy izany. Tokony ho teo anelanelan'ny taona 60 sy 65 no nanoratana azy.
== Ny anaran'ny boky ==
|
modifications