Filazantsara araka an' i Joany: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Anaran'ny boky
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Taona nanoratana
Andalana faha-1:
[[Sary:Johannesminne BNM.jpg|vignette|''I Jesoa sy ilay mpianatra tiany indrindra'']]
Ny '''''Filazantsara araka an'i Jaona''''', na '''''Filazantsaran'i Jaona''''', na '''''Jaona''''', dia [[Filazantsara]] fahefatra ao amin'ny [[Baiboly]]. Tsy isan'ireo [[Filazantsara synoptika]] izy ka miavaka tanteraka amin'ireo telo voalohanhy, dia ny [[Filazantsara araka an'i Matio|Matio]], ny [[Filazantsara araka an'i Marka|Marka]] ary ny [[Filazantsara araka an'i Lioka|Lioka]]. Ao amin'ny [[Eglizy Katolika Apostolika Romana (Madagasikara)|Eglizy Katolika Romana eto Madagasikara]] dia '''''Evanjely araka an'i Joany''''' na '''''Evanjelin'i Joany''''' no fiantsoana azy. Teo anelanelan'ny taona 80 sy 110 no nanoratana azy.
 
== Ny anaran'ny boky ==