Jôsefa (zanak' i Jakôba): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy vaovao momba ny Baiboly
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanisy fihodinana
Marika: Fihodinana vaovao VisualEditor:Nivadika
Andalana faha-1:
#FIHODINANA [[Jakoba]]
[[Sary:Peter von Cornelius 004.jpg|vignette|''Niseho'' ta''min'ireo rahalahiny i Josefa,'' nataon'i Peter von Cornelius (1816-1817)]]
I '''Josefa''' dia olona manana ny maha-izy azy voatantara ao amin'ny [[Baiboly]]. Zanak'i [[Jakoba]] sy i Rahely izy. I Benjamina no rahalahy iray reny aminy. Manana rahalahy folo hafa tsy iray reny aminy izy. Namidin'ireo rahalahiny izay nialona azy ho andevo izy nefa lasa manampahefana tany [[Egypta]] taty aoriana. Nantsoiny honina any Egypta ireo fianakaviany - fantatra amin'y hoe [[Zanak'i Israely]] - tamin'ny fotoana nahamosarena ny tany manontolo. Taorian'ny nahafatesany sy ilay Farao natoky azy no nanombohan'ny fahasahiranan'ny Zanak'i Isaraely izay nandevozin'ny Egyptiana. manana ny fomba fitantarany an'i Josefa koa ny boky masina Koràna.