Rainay any an-danitra: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina sy rohy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Andalana faha-1:
Ny [[Rainay any an-danitra]] na [[Rainay any an-danitra|Hataky ny Tompo]] na [[Rainay any an-danitra|Vavaka nampianarin'ny Tompo]] dia vavaka nampianarin'nyi Jesosy Kristy ireo mpianany araka nuy voasoratra ao amin'ny Testamenta Vaovao.
 
== Ny Rainay any an-danitra amin'ny fiteny vitsivitsy ==
Andalana faha-162:
Ao amin'ny [[Filazantsara araka an'i Matio|Evanjelin'i Matio]] dia ahitana an'io vavaka io:
 
"9 Koa amin'izany mivavaha toy izao ianareo: Rainay Izay any an-danitra, hohamasinina anie ny anaranao. 10 Ho tonga anie ny fanjakanao. Hatao anie ny sitraponao etỳ an-tany tahaka ny any an-danitra. 11 Omeo anay anio izay hanina sahaza ho anay. 12 Ary mamelà ny helokay* tahaka ny namelanay izay meloka taminay. 13 Ary aza mitondra anay ho amin'ny fakam-panahy, fa manafaha anay amin'ny* ratsy." (Mat. 6.9-13)
 
Ao amin'ny [[Filazantsara araka an'i Lioka|Evanjelin'i Lioka]] koa dia ahitana an'io vavaka io: